pok pok
1. kallie
(
24/07/2008 13:09)
ina kay ny anaran'ny vônatsindrana am teny vazah? pok pok izy any tanàna fa ny tena izy kay ina?
répondu par rose4u le 19/10/2008 10:31
2. fahamarinana
(
24/07/2008 14:09)
:arrow: pysalis izy zay raha tsy diso aho...(l)
http://www.fotolia.com/id/6990379
http://www.fotolia.com/id/6990379
10. fahamarinana
(
24/07/2008 16:19)
:arrow: :-D :-D ,simple be lay valiny napetraky simplex an... (l)
12. ni81
(
24/07/2008 16:24)
Mananihany mihitsy a! Fa izao e: sao mba misy mahalala ianareo hoe inona no anaran'ny voandelaka @ teny frantsay (na dia tsy ao anaty sakafo aza) fa nahita maniry aho taty.
13. fahamarinana
(
24/07/2008 16:31)
:arrow: ni81 :fa ataon-njy inona voan-delaka,fihinana angaha ireny aloha ? ,mba tsy haiko ndray aloha zay...:) (l)
14. ni81
(
24/07/2008 16:36)
Hi hi, tsy fihinana fa sendra nahita maniry aho dia tsy fantatro ny anarany @ teny vahiny fa nazavaiko t@ vazà namako fotsiny hoe fanafody famonoana hao io raviny io.
15. simplex
(
24/07/2008 16:57)
ni,
ny GooGle manome hoe Azadirachta indica A. Juss (nom scientifika ngamba)
http://www.metafro.be/prelude/view_plant?pi=01570
fa ozy hoe voandelaka ihany avy eo...
:arrow: Nom vernaculaire : traimpilga, voandelaka
teny gasy vazah ngambany io zany :)
laverite,
mety hanaovana vary aminanana ny ravin'reny ka... tsara be mintsy :)
16. ni81
(
24/07/2008 17:19)
ni,Nataoko fa nananihany indray aza :lol: :lol: Misaotra e.
ny GooGle manome hoe Azadirachta indica A. Juss (nom scientifika ngamba)
Jereo eto
Laverite (hoy i simplex): mangidy be ny ravim-boandelaka kanjo fa tsy fanao vary amin'anana izany; sa andao anaovan-tsika vary amin'anana @ io dia terena hininana e :-D :-D
19. simplex
(
24/07/2008 21:29)
:D:D
mba omeo resety ana vary amin'anana any ony i ni81 ry zalah fa tsy hainy ny manao azy a :)
:arrow: tsy asiana nivaquine ;-)