kely sisa d noely

1. kallie ( 21/11/2007 15:11)
in ny nangatahanareo ny dadabe noely?
aty aminay bdb ny kilalao nopotehin'ny douanier fa tsy am norma hono... entana avy am sinoa ny tena betsaka...
Reny kilalao am sinoa ao Behoririka reo ve mba manaraka an'io norme io e? (loko ampiasaina tsy mampididoza ny zaza milalao, pièces mety ahafaty sns)
novalian'i sarobidy ny 23/11/2007 07:04
2. sitlo ( 21/11/2007 15:14)
ny taty aminay koa.
3. kelly13 ( 21/11/2007 15:22)
taty kou, d nasiana affiches mintsy eny @ hypermarchés zao
4. sitlo ( 21/11/2007 15:23)
Fa tadidiko tany madagasikara efa nisy ka. Fa mino aho hoe betsaka ny tsy norma any.
5. kallie ( 21/11/2007 15:30)
zany? fa ny any ngamba tsy potehina fa ifampizarandry zareo mpangorona ihany an?
ôtranle entana rôfina am pivarotra amorondalana, sa tena nopotehina?
6. sitlo ( 21/11/2007 15:39)
Tsy haiko, fa ataony inona koa moa kilalao mangirangirana.
Raha izaho aloha no manan-janaka dia tomobil kapoaka ihany no ady eo. Dia baolina sase
7. ikaretsaka ( 21/11/2007 18:07)
anay mo dia kiombiomby tanimanga sy tabil biriky ro nahazatra
8. sakaizakely ( 21/11/2007 20:13)
kallie>
nenà manimanitra no angatahako @ dadabe raha sendra mandalo izy

ika> eny tokoa re ! taloha milalao tanimanga de faly ery, de manosika pneu @ tahonkofafa mirill eraky ny arabe, rapa daholo ny lohalika rehefa mianjera :P:P:P

sitla> zahay tokoa taloha nilalao an'ireny tolabil vita avy @ kapoka nestle ireny, tsisy iraim de miendaka ny kodiarana fa ratsy soudure de :cry::cry::cry::cry: anie izany eeeeeeeeee

9. kallie ( 22/11/2007 05:00)
sakaiza> ny anà efa haindry iany ny angatahiko ra mandalo izy ;-) (:cry: nefa tsisy cheminé ato aminay)
10. ari.malala ( 22/11/2007 07:38)
kallie, nenà ngamba tonga d hainjy we in no ilaiko e:);) nefa ato aminay kou tsisy cheminé:-( sa re ndeha ny varavarankely no ndeha hovoaiko sao mba itany d miditra izy e!:-D:-D:-D

le kilalao sinoa nopotehina taty le yoyo misy rano reny ao anatiny, d tena nopotehina k!
11. kallie ( 22/11/2007 09:12)
ari> hihihi, ie, aiko ny andry, sady amzao andro mamay b zao ny père Noel aty am emis.Sud mety manao maillot aminty taona ty... réchauffement planétéra :-D:-D:-D
12. sarobidy ( 22/11/2007 09:32)
kallie: tena efa akakiky marina zany krismasy zany an! (l)
13. ari.malala ( 22/11/2007 11:33)
kallie, :-D:-D:-Dmety hiova anie ny tenue any e:-D:-D:-D:-Dkalisaona menamena d kasikety menamena:-D:-D:-D
14. kallie ( 22/11/2007 12:18)
Ari :-D:-D:-D amzay mora ny fidirany am varavarakelindry e :-D:-P ;-)
15. sarobidy ( 23/11/2007 07:04)
dadabe noely ô, omeo bobon zahay:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4144