Mitady asa e!

1. njt ( 26/11/2004 13:16)
mitady asa momba ny informatique manana bac+2 en informatique de gestion option réseaux locaux. Nanao site web ny stage d\'application nampiasa ny logiciels: Dreamweaver MX, Photoshop, Flash. Tsy opératrice de saisie kosa nefa fa tsy mahay frappe à l\'aveuglette fa rapide fotsiny eo @ frappe.
Maitrisant l\'outil bureautique
novalian'i hery ny 11/12/2004 00:06
2. fanja1 ( 26/11/2004 13:27)
njt! tsy efa saturé ve ny @ io domaine io?
3. kally ( 27/11/2004 12:52)
Njt> aza kivy kanjo fa mitadiava foana!
4. korotamby ( 28/11/2004 12:07)
eo indrindra isik\'izao
5. chipie1 ( 29/11/2004 13:50)
njt> de mazotoa de mahereza
6. hery ( 11/12/2004 00:06)
Inona ny language tena hain\'i njt ? sao mba afaka miara-miasa mantsy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.368