Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ikaretsaka
(
11/12/2004 02:41)
fa inona mihitsy no mahazo ny sinoa aty ivelany e
Mba lasa ry reto ny eritreritro
nisy fanamboarana lalana taty aminay androany ka voatery no reroute-na na novaina ny lalan\'ny bus.
dia tafaray bus t@ sinoa aho. ary tsy vanona ny tsy hihomehy no...
tohiny
novalian'i pitchou ny 15/02/2005 08:44
hery
(
10/12/2004 20:38)
Faha 5 taona : handray anjara ny aty ivelany?
Ho an\'izay mipetraka aty ivelany indrindra ny hafatra.
Resaka efa nandeha any amin\'ny forum manokana vitsivitsy ka atrangako eto hifampidinihana.
Manomana fety faha 5 taona ny Namana any Dago. Mil...
tohiny
novalian'i hery ny 17/12/2004 12:32
xxx
(
10/12/2004 19:55)
Be zesta ve ny Protestants???
Remarque (sy fanontaniana) kely fotsiny e!
Maninona kay ny Protestants no malaza ho be zesta rehefa mandeha mivavaka e? :?:
Ayr koa hoe betsaka ny olona (tanora) no mandeha mivavaka any @ FJKM (i...
tohiny
novalian'i annie ny 11/04/2005 17:16
watafon
(
10/12/2004 17:25)
fitiavana mihinana calcium !
Iza avy amintsika no manana fahazarana mihinana, na manao cure na calcium kay ? raha za manokana mantsy tsy dia mankasitraka loatra e !asa ianao ?...
tohiny
novalian'i Ramaso ny 23/02/2005 05:54
xxx
(
10/12/2004 15:21)
première fois
hono hoa ry zareo,ny première fois anareo ve nilay araka ny niheverana azy,dé tsisy blème mitsy ve fa nande hoazy :^) ,mba misy conseil ve hoan\'ze vao hanao ny dingana voalohany azo omenareo? :D m...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/02/2005 22:22
nikopol
(
10/12/2004 12:11)
Lapsus eo am-pa
Ahoana indray le sipa manonona tampoka anarana bandy hafa ireny ?
Georges a !...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/01/2005 21:11
landihazo
(
10/12/2004 07:30)
ANTSA AN\'i KRISTY @16h fa tsy 18h
ANTSA PRAISE
CONCERT
A N T S A A N \' I K R I S T Y
( Groupe de Madagascar )
dimanche 12 décembre 2004
à 16 h
68 rue Vendôme Lyon 6e
( métro Foch - lig...
tohiny
novalian'i iriana ny 23/02/2005 14:53
sechat
(
09/12/2004 13:03)
Refin\'ny fitiavana
Inona no avalinareo rehefa anontaniana hoe tianao ve za? Ohatrin\'ny ahoana? :roll: ...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/01/2005 22:58
xxx
(
09/12/2004 11:47)
visite médicale /titre de séjour ???
hono ho aho ry zareo eto france,t@nareo nanao visite médicale lé vao naka titre de séjour voalohany ve dé tsy maintsy mitondra carnet de vaccination :?:
de ahoana raha tsy manana? :( ...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/03/2005 22:38
nikopol
(
09/12/2004 11:09)
Bandy lozan\'ny sipa
Misy bandy tsy mahatanty mintsy refa lôzan\'ny sipa, fa ahoana ny mahatonga izany ?
ny ahy ateriko eny ambaravarana dia teneniko we miverena refa malalaka ! ...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/04/2005 22:34
kinaoly
(
09/12/2004 09:13)
re: téléphonie mobile
DANGER !!!!!!!!!
Subject: ATTENTION AUX PORTABLES
Information du Ministère de l\'intérieur
A l\'attention de tous les détenteurs de téléphone portable :
Un correspondant laisse un message af...
tohiny
novalian'i ramaso ny 15/12/2004 01:30
landihazo
(
08/12/2004 15:52)
ANTSA AN\'I KRISTY MADA AO LYON
Faly mampandre anareo fa hanao concert izy ireo ao LYON amin\'ny alahady 12 desambra 2004 izao amin\'ny 18 ora. Izany moa dia ho atao ao amin\'ny 66-68 rue Vendôme Métro A, arrêt Foch.
Tsy misy ...
tohiny
novalian'i fyjl ny 10/12/2004 09:09
joda
(
08/12/2004 15:45)
efa nisy fotoana nanenenareo ny nisarahana ny ex ve
efa nisy fotoana nanenenanareo ny nisaraka t@ ex ve teo @ fiainanareo :cry: ...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/05/2005 21:49
xxx
(
08/12/2004 13:42)
RNS Vichy 2005
Fin Mars 2005.
Horaiketintsika hatao masamasaka ve io vanim-potoana io hanaovana fihaonan-dehibe e ?
Samoina...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/03/2005 22:29
xxx
(
08/12/2004 11:43)
tsy sahy misaraka
t@ za niainga tany dago zany dé tena mbola matotra be ny anay e!5 mois teo zay no nialako tany,izy manoratra foana hoe hiandry ahy na firy taona no hijanonako aty ,za nef zao efa leo!manontany izy @ ...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/02/2005 23:03
fanja1
(
07/12/2004 16:22)
téléphonie
Téléphonie
Produit Environ 15 000 téléphones mobiles Siemens série 65 (C65, CX65, M65, S65, SL65 ainsi que leur variantes « opérateurs » CV65, CXT65) commercialisés durant l\'été ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 19/12/2004 21:47
sechat
(
07/12/2004 10:18)
Mba valio hoe?
Ity misy sombintsombin-dresaka sendra hitako tao @ forum tafatafa ka inona no mba hevitrareo?
Sujet: ETAT DES LIEUX DES MALGACHES POTENTIELS HORS DU PAYS
Il serait vital que les Ambassades, les...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/12/2004 22:32
xxx
(
07/12/2004 06:58)
tiany sy tia azy ny zandrin\'ny mamany iray tam-po aminy
Cousin-ko izy ary zanaky ny toton-ko fa efa maty io toton-ko io ary ilery mipetraka amin\'ny mamany .Miara-tezaina izy sy ny zandrin\'ny mamany iray tam-po aminy ary mifankatia ry zareo tamin\'ny fot...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/02/2005 22:38
joda
(
06/12/2004 09:54)
inona no tena définition ny hoe sipa miodina e
aminareo inona no atao hoe sipa miodina :roll: ...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/01/2005 21:12
xxx
(
06/12/2004 02:07)
fomba aona?
ra tena sincere d fomba aona ny tenenana olona oe enao ratsy be?...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/12/2004 21:19
