Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
17/12/2004 13:30)
Angano angano
Resadresaka virtoaly nifanaovanay namana tsy manan-katao eto @ serasera:
-Mba mila HERY sy tohana avy aminareo fa nilaozan-tsakaiza e !
-Tsy mety kosa hoe ankatoky ny krismasy izany no misy maNARY. ...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/12/2004 22:17
nikopol
(
17/12/2004 12:41)
Boky na mpanoratra ?
Inona ny boky na mpanoratra gasy ni-marker- anareo?
Ny ahy ny \"fofombadiko\" ED Andriamalala.
...
tohiny
novalian'i volatiana.rasamoelina ny 06/05/2016 14:10
nikopol
(
17/12/2004 12:04)
Satria tiako izy
Mba mitady tonony io hiran\'i Dedesse io za raha mba misy manana na ilay hira mihitsy.
Dia mitady ny hiran\'i Dedesse hafa koa.
Iza avy moa ireny ? :lol:
Misaotra ...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/12/2004 22:44
pseudo
(
17/12/2004 01:34)
fitaovana mahomby eo @ sehatra ny fitiavana ve ny filàna ara-nofo???
Angamba eny hoy aho! nefa koa toa tsia fa mety ho fitaovana mahomby koa ny vola sy ny filàna ara-nofo eo @ fitiavana!!! ...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/02/2005 22:39
pseudo
(
16/12/2004 21:29)
Ahhhhhhtonony kosa izany
...noviravirain\\\'ny dahalo ny vadin\\\' ity ranamana bevohoka hoy indrindra ary ity lehiben\\\'ny dahalo:
:twisted: >afatory ileio ry zalaly de alelaso etsy am-pandriana ramatoa hanaovako azy!!!
...
tohiny
novalian'i pseudo ny 03/01/2005 21:13
joda
(
16/12/2004 18:49)
mampalahelo ny zava-misy ao gasikara...
1-mampalahelo ny zava misy ankehitriny ao madagasikara
fa toa izay mpitondra toa milaza fa mahay mamily fiara
ny momba an\'ireo mahantra tsy haiko intsony
ny biby eny tsimbazaza no ambony
...
tohiny
novalian'i crrlanto ny 20/12/2004 20:06
nikopol
(
15/12/2004 18:51)
Io
Tssss !
tsy mieritreritra afa-ts\'io ! ...
tohiny
novalian'i pitchou ny 13/01/2005 00:38
poupounesana
(
15/12/2004 17:03)
tononkira sy fitiavana
tatsy ambadika aho nahita resaka hira (ne kit pas sy le an\'i eamon)
eto ary milazà zé hira tena hitanareo hoe milay ny tonony
nenà le \"géant de papier\" iny
raha mbo hotran\'iny daolo mantsy...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/05/2005 04:44
(
15/12/2004 14:00)
mba dihiho ange e!!
talohan\'ny namakiako ity resaka ity t@ boky dia efa nahafantatra aho ary nadinika fa misy fahamarinany( araka ny experience kely hitako)
-La distance comprise entre l\'extremite de l\'index
d\'u...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/01/2005 22:35
fyjl
(
15/12/2004 08:36)
Hery avy aiza koa zany?
Nahavarina sy nampiheritraritra ary nampihomehy ity fisehoan-javatra ity :
1 - Misy antokom-pivavahana iray mpandefa fandaharana @ fahitalavitra. Misy olona hono mangata asa @ Jesosy ary miteny mihin...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/12/2004 10:57
damaopa
(
15/12/2004 07:25)
kôfesy
nampikôfesy an\'Ikoto nangalatra ny bisikiletany damôpa indray andro:
+ Koto! Zovy nangalatra bisikiletan\'i môpera?
- Tena tsy maheno mihitsy ato môpera hoy Koto
+ Zovy nangalatra ny bisikil...
tohiny
novalian'i ramaso ny 20/12/2004 23:18
booboo
(
15/12/2004 07:24)
Tsy mahita lohateny
La fille : Je n\'arrive pas à établir ma connexion Internet.
La hot line : Vous avez utilisé votre mot de passe correctement ?
la fille : Oui, j\'en suis sûre. J\'ai vu mon collèg :°) ue le fa...
tohiny
novalian'i nirijimka ny 22/12/2004 07:54
damaopa
(
15/12/2004 06:54)
Lalana velona
Aza mijangajanga, aza mandainga, manajà ny Ray sy Reninao mba ho ela velona ianao...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/06/2005 21:42
damaopa
(
15/12/2004 06:43)
Lava volo
lava volo marina ve i Jesoa? Izaho manao hoe tsia!...
tohiny
novalian'i damaopa ny 07/01/2005 07:19
damaopa
(
15/12/2004 06:42)
Mety miaraka ve...
...ny mofo sy divay aminareo?...
tohiny
novalian'i moi ny 16/12/2004 13:37
damaopa
(
15/12/2004 06:41)
Efa nandeha
Jésus de Nazareth, efa nandeha fa tiako fôna
...
tohiny
novalian'i moi ny 08/03/2005 11:25
damaopa
(
15/12/2004 06:38)
Fanaovana statistika
Firy isan-jaton\'ny namana no efa vita kominio voalohany? Ampahafirin\'ireo mpanao resaka janga no mahalala mikaofesy?...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/01/2005 05:46
damaopa
(
15/12/2004 06:34)
Vetso
Vetso vetson-kira, hirahiiiiiiira
....
...
tohiny
novalian'i chipie1 ny 17/12/2004 20:10
ngoty
(
15/12/2004 05:03)
Tanora sy ny tsenan\'asa
Hono woa ry zareo ahoana indray ny hevitrareo momba ny tanora sy ny asa?
Raha mandinika aho mantsy dia toa mihamaro ny tanora manam-pahaizana nefa tsy miasa ,inona no mahatonga izany e?...
tohiny
novalian'i tsyandevo ny 18/12/2004 01:30
totty
(
15/12/2004 00:38)
mbamanao ahoanany taranja rygby eto madagasikara
moa ve misy fivoarana ny rygby malagasy sambolaao foana ilay resaka kitrnoan-trano, tena tsy azoko mihitsyny tian ireo selectionneur ireo atao...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/02/2005 05:33
