Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
iadaolfa
(
14/12/2004 23:47)
Tsinjaka faran\'ny taona ao Allemagne (Tübingen)
Faly manasa antsika rehetra hiaraka hamarana ny taona 2004 ao Tübingen (RFA). Jereo www.madaclub.de...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/12/2004 23:10
hery
(
14/12/2004 17:37)
Banky any Dago
Ho an\'ireo izay mikirakira ny lafiny ara-bola any Dago... mitovy amin\'ny aty ivelany ihany ve ny fiasan\'ny banky any? Raha tsy mitovy dia inona no mahasamy hafa azy?
Ohatra : Misy an\'le RIB (zay ...
tohiny
novalian'i xxx ny 03/01/2005 17:56
sechat
(
14/12/2004 16:38)
Diplôma vaovao
Ahôna tokoa ry reto no atao raha te hanokatra diplôma vao2 any @tsika ka hafa noho ny eny ankatso ? Otran\'ireny an\'ny inscae reny?
Iza no atonina ary inona no atao, firy taona vao vita? ...
tohiny
novalian'i booboo ny 31/05/2005 15:43
sechat
(
14/12/2004 15:59)
hyperthyroïdie
Ho an\'izay dokotera ato sy ho an\'ny rehetra zay manan-kevitra ny @io aretina io sy ny vokany ary ny fomba fitsaboana azy...
tohiny
novalian'i andrianarivonyrandy2016 ny 25/05/2016 12:17
tenio
(
14/12/2004 14:34)
vendrana an
Nisy mpangalatra telo lahy hono nangalatra paison\'olona. Teo am-pangalarana anefa izy telolahy dia tonga tampoka ny tompon\'ny paiso. Samia miafina daholo izany ary fa tratra eto isika hoy izy telola...
tohiny
novalian'i gasylahy ny 02/02/2005 14:05
ikaretsaka
(
14/12/2004 06:17)
Mba hafa indray ity!
Tsetsatsetsa tsy aritra!
T@ andron\'ny Romanina hono dia rehefa manao marche conclu (deal) na manao ilay karazana fati-dra na fifampiraharahana ara-barotra na ara -pianakaviana, na karazana velir...
tohiny
novalian'i damaopa ny 15/12/2004 06:49
misoa
(
13/12/2004 18:51)
sakafo entina mandeha manao excursion
slt daholo
inona no sakafo entina manao excursion rireto a! tena matetika very hevitra mihitsy indraindray, nefa hitanareo ihany fa mifampijerijery refa any mba détaillé-o raha possible n,y prépar...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 19/01/2005 04:03
joda
(
13/12/2004 15:40)
60%ny vehivavy gasy no mi mast..
60% ny vehivavy gasy no mimast .ahoana tsy mbola ampy raha ny fijeriko azy :-D ...
tohiny
novalian'i RADOUXE ny 23/09/2005 16:39
booboo
(
13/12/2004 11:47)
discrimination positive
aôna kay ny fisehon\'io raha io dé tena \" positive \" araka izany tokoa ve ? Sôtra....
tohiny
novalian'i felicia ny 03/04/2005 14:52
ravatorano
(
13/12/2004 07:09)
Ingahy Ravalomanana sy ny fitondrana amin izao fotoana izao : diso fanatenana marina v ny vahoaka ?
Amin izao fotoana izao d b ny mimenomenona a ry milaza mihitsy fa \"\"nareo no nifidy an io\"\" na dia anisan ilay mpifidy azy aza ilay olona.
Inn no antony mahatonga izany :
-Izay fitondrana nifand...
tohiny
novalian'i judicael ny 08/04/2005 06:27
zaal
(
13/12/2004 05:09)
Fety sy fihaonana
ndao mba hiasa amin\'izay fa aza variana mifety foana...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/12/2004 21:53
xxx
(
13/12/2004 01:47)
Resy Malaisie
Sao dia misy mahafantatra, mbola i Prof. Dr.-Ing. Vees ilay \"ingenieur civil geotechnicien\" nanao ny fototry ny trano avo indrindra any Malaisie ihany ve no nanao an\'io any Taipeh io sa olon-kafa?
...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 19/12/2004 21:36
vegas
(
12/12/2004 20:37)
trano feno kapôty (fimailo)
Hono oa ry vevavy namana isany, ra misy bandy mikôty anareo, de netiny tany antranony nareo, de avy eo nefa itanareo fa feno kapôty ny tirroire-ny sy ny pôsin\'akanjony. Misy dikany lehibe aminareo...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/12/2004 22:48
vegas
(
12/12/2004 20:19)
Didimpoitra
mbola tadidin\'lisany ve? de inona no azon\'lisany? ny ahy bisikileta fa tsy mba notengenako akory nandritra ny ray volana...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/12/2004 21:05
cafe
(
12/12/2004 16:26)
misaotra any micky
salut
Misaotra eh ho avy tsy ho ela hamangy anareo ao aminy karajia mbola be ny herehina tsara be doly ny hira ao aminy radio vazo gasy misaotra anareo be dabemisatra micky...
tohiny
novalian'i cafe ny 15/12/2004 16:42
cafe
(
11/12/2004 13:34)
merci à michou et mcky
salut re
Misaotra betsaka anareo roalahy aho fa mety tsara ny ordi tsy miredemare intsony en effet ry michou nisy logiciel tsy tiany tao emul dé ny messagerie ndray no midecone tsy ...
tohiny
novalian'i mcfy ny 12/12/2004 00:19
lema
(
11/12/2004 11:37)
fitiavana marina
misy marina ve ny fitiavana marina?
amiko alou dé tsy misy,fa ny olona rehetra toa solafaka kely daholo,misy ny miteny ,misy koa anefa ny tsy mivaky,fa samy efa nampirafy kely daholo,na nitsiriritra...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/02/2005 22:55
tsilan
(
11/12/2004 06:38)
Fanavaham-bolon-tsoratra
izaho Tsilan dia milaza fa misy eto amin\'ny serasera ilay atao hoe alako bika tsy tiako tarehy, ataon\'ireo mpikarakara ity sehatra ity.
Raha nanoratra mantsy ny tenanay fa i Jesosy no manja indri...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/01/2005 23:21
tsilan
(
11/12/2004 06:31)
fanavakavaham-bolon-tsoratra
Raha nanoratra ny tenanay fa Jesosy no manja indrindra tao amin\'ny fifaneraserana, lohahevitra hafa. Dia nodiana nofafana io hevitray io.
Midika izany fa misy mandrakariva eto amin\'ny serasera n...
tohiny
novalian'i Ramaso ny 07/02/2005 05:56
tsyandevo
(
11/12/2004 02:49)
Mpanjaka serasera
ary maninona ra asina fifidianana \"Roi serasera\" sy \"Reine serasera\"?
de zareo ndray aveo no asina mifidy ny \"tandapa serasera\"
de asina fanendrena \"andevo serasera\" koa ohatra...(andevo ser...
tohiny
novalian'i dadabe ny 27/03/2005 14:04
