Resy Malaisie

1. xxx ( 13/12/2004 01:47)
Sao dia misy mahafantatra, mbola i Prof. Dr.-Ing. Vees ilay \"ingenieur civil geotechnicien\" nanao ny fototry ny trano avo indrindra any Malaisie ihany ve no nanao an\'io any Taipeh io sa olon-kafa?

http://www.lexpressmada.com/article.php?id=27333&r=11&d=2004-12-13
2. ikaretsaka ( 13/12/2004 04:40)
i CY Lee, Architecte sinoa anisan\'ny malaza eran-tany. no nanao ny conception an\'io ka!
Tsara tokao ilay izy
3. xxx ( 13/12/2004 21:49)
mana-pahaizana bé reny architecte ireny a!
4. damaopa ( 15/12/2004 06:16)
inona ny fiantraikany amin\'ny firenena? sao manao toy ny tilikambon\'i Babela ka hapididra angano ho antsika mpianakavin\'ny Tompo re anaka.
5. fijo ( 15/12/2004 20:51)
ny fahaizany sy ny zavabitany jerena
6. ikaretsaka ( 17/12/2004 04:51)
zay mantsy
7. kitjo ( 19/12/2004 16:52)
hhhmmm
8. ikaretsaka ( 19/12/2004 21:36)
hmmm fotsiny ve no mba hevitry ry kitjo? :/ :-* :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1794