Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
( 26/12/2004 08:48)
Inona marina ity andro Noely ity?
Des légendes se formèrent, racontant la naissance, les combats et le triomphe de Mithra , dieu de la lumière... Comme le soleil se lève chaque matin au- dessus des monts , Mithra naissant sortait... tohiny
novalian'i ramaso ny 21/01/2005 04:32
cutie ( 25/12/2004 23:43)
Madagascar
\"Madagascar\" , titre flim vao nivoka , mikasika ny biby tao @ zoo tao NY city de nandositra nankany Mada. Asa iza @ nareo no efa nahita sy naheno an\'io film io? ... tohiny
novalian'i fijo ny 29/12/2004 22:57
hery ( 25/12/2004 17:15)
Hitsy tsipelina
Ny atao hoe hitsy tsipelina dia \"Correcteur d\'orthographe\" (hono). Betsaka isika mampiasa WinWord no mampiasa ny teny Frantsay na Anglisy. Efa misy amin\'izao ny amin\'ny Teny Malagasy ary azo alai... tohiny
novalian'i fanja1 ny 27/12/2004 06:43
xxx ( 25/12/2004 14:21)
SARO-KENATRA
Fa man\'inona ny lehilahy saro-kenatra kokoa nohon\'ny vehivavy ?.Misy bandy tena manafina ny sex-ny na dia @ samy bandy aza.Misy antony manokana ve sa dia henatra tsotra izao ?... tohiny
novalian'i RADOUXE ny 23/09/2005 16:25
booboo ( 24/12/2004 15:36)
\'ty taona ity
Inona ny zavatra ni-\" marquer \" anareo indrindra t@ ity 2004 ity ? Ny anà ny fomba namonoan\'oul ny neuveu keliko 1 an, dé ny tsara indrinra ny nahalalako an\'ilay oul iraika zay ... tohiny
novalian'i fijo ny 17/01/2005 23:05
tanala ( 24/12/2004 11:29)
O reto a! Mba hazonareo an-tsaina ve hoe ahona ny fety reo gasy @ tapitsisa mikarama latsiky ny 1Euro/jour?
De ahona ny kaly misy cadeau ve sa mifapijeriry fotsiny?... tohiny
novalian'i fijo ny 27/12/2004 21:53
jhouhlambout ( 24/12/2004 09:58)
test
C\'est l\'histoire d\'une jeune fille. Aux funérailles de sa mère, elle aperçoit un jeune homme qu\'elle ne connaissait pas. Elle le trouve fantastique, l\'homme de ses rêves quoi. C\'est le cou... tohiny
jhouhlambout ( 24/12/2004 09:28)
Coup de foudre
Nareo ve mino ny: coup de foudre, zany hoe tonga dia babo tanteraka ianao vao mahita ilay olona!? ... tohiny
novalian'i fijo ny 18/04/2005 23:19
fijo ( 23/12/2004 22:25)
dadabe noely
fantatrao ve fa io st nicolas io anie ka tsy olona fotsy oditra fa zarazara e.ary turc izy fa tsy europeanina.izany hoe tsy avy any scandinavy izy fa avy aty mediterranee. taty anefa dia gaga ny anki... tohiny
novalian'i fijo ny 29/12/2004 22:58
fbi ( 23/12/2004 18:10)
fandraisam-peo
izay te handray feo na fandrindrana hira dia manorata aty amiko e.... tohiny
novalian'i fijo ny 03/02/2005 23:04
tanala ( 23/12/2004 18:03)
Raha enao filoha ve de nandroso i M/car?
Mba valio hoe io fanontanina io ry zareo.... tohiny
novalian'i xxx ny 15/01/2005 21:24
nikopol ( 23/12/2004 16:39)
secret kely
Aza lazaina aminy naman-dry le izy fa za kou tsy hilaza amin\'i mamanareo. :lol: ... tohiny
novalian'i Blaspc ny 28/04/2005 13:30
nikopol ( 23/12/2004 16:21)
Filazana manjo
Ilazana ianareo fa kely sisa d\'efa hifarana ny taona 2004. ... tohiny
nikopol ( 23/12/2004 15:34)
Izy
Tena ato angamba no hahitako an\'ilay \"Izy\" ?... tohiny
novalian'i fijo ny 20/01/2005 23:59
nikopol ( 23/12/2004 15:23)
Madio
nTssss ianao ty vretsa ? ... tohiny
novalian'i fijo ny 20/01/2005 21:56
nikopol ( 23/12/2004 13:19)
eritreritra mandalo fotsiny
Aleo rahalina ka ....... tohiny
novalian'i fijo ny 28/12/2004 22:24
booboo ( 23/12/2004 07:30)
joyeuses fêtes aby
Mirary krismasy feno fanantenana vaovao,fifaliana sy fahasambarana ho an\'ny namana ary koa mirary taona vaovao feno fahombiazana, fahasalamana, fiadanana ary indrindra feno fitiavana koa. Alefak... tohiny
novalian'i fijo ny 27/12/2004 22:10
joda ( 22/12/2004 17:56)
1ére répoblika sns...
1ére repulique ny tanjona dia hoe asa fa tsy kabary (acta non verba) 2e republique kabary fa tsy asa ....(verba non acta)oie oie..moa ka tsy izany va... 3é republique sady tsy kaba... tohiny
novalian'i jentilisa ny 26/02/2005 15:56
hokie ( 22/12/2004 16:04)
serie tv: adolantsento
Mba efa nisy nahita ve ity seri tv ty?... tohiny
novalian'i fijo ny 30/12/2004 20:04
nikopol ( 22/12/2004 14:35)
Miandry jobany
Raiso ny tanako dia ty ento aho... ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.0384