\'ty taona ity
1. booboo
(
24/12/2004 15:36)
Inona ny zavatra ni-\" marquer \" anareo indrindra t@ ity 2004 ity ?
Ny anà ny fomba namonoan\'oul ny neuveu keliko 1 an, dé ny tsara indrinra ny nahalalako an\'ilay oul iraika zay
Ny anà ny fomba namonoan\'oul ny neuveu keliko 1 an, dé ny tsara indrinra ny nahalalako an\'ilay oul iraika zay
novalian'i fijo ny 17/01/2005 23:05
2. oully
(
24/12/2004 16:17)
Nanamarika ahy indrindra ireo isan-pitin-dranomaso izay nalatsako ho nivadika fanambinana avo roa heny. Hafa tamiko ity taona ity.
3. ikaretsaka
(
24/12/2004 21:47)
fa dia nanao ahoana ry oully no vehivavy lehibe mitomany an :/ :-*
4. xxx
(
25/12/2004 01:17)
Ny ahy ndray dia tato @ namana no nahitako an\'lay olona tiako sy ilay fitiavana marina.
5. fijo
(
27/12/2004 21:39)
ny ahy dia ity no taona nanomboako nitia glita ka tena nahafinaritra ahy.
6. kanty
(
10/01/2005 15:23)
taona nanaovako ny zvt nanenenako indd teo @ fiainako ity satria nandratrako ny olona mamiko indd, nefa nianarako ny fiainana sady nianarako tsy mitazona alahelo eo @ fiainana fa mamela foana.
9. fijo
(
11/01/2005 23:10)
tsy misy fisaorana hanaka fa raha hanota indray ianao dia aleo miara manota amiko fa havelako aby izay heloka vitanao miaraka amiko.
10. bichette
(
12/01/2005 07:29)
fijo, inona izany glita ?
ny ahy indray dia nianarako zavatra maro tamin\'ny fiainana
Navalin\'Atra ny vavako rehefa nangataka aho, ny Kdo de noel azoko koa tamin\'ity taona ity dia tena valeureux be mihintsy, tsy hoe ny olona manodidina no nanome fa Atra no nanao fahagaga ary tena hoe Atra no nanome tamin\'ny fomba tsy takatry ny saiko.

11. fijo
(
12/01/2005 22:29)
glita= guitar
mba tantarao hoe ry bibi izany valim bavaka izany fa mahaliana ahy
mba tantarao hoe ry bibi izany valim bavaka izany fa mahaliana ahy