Izy

1. nikopol ( 23/12/2004 15:34)
Tena ato angamba no hahitako an\'ilay \"Izy\" ?
novalian'i fijo ny 20/01/2005 23:59
2. tsiperifery ( 23/12/2004 15:36)
Ny ahy tsy izy fa ny \"Azy\" !
3. nikopol ( 23/12/2004 15:41)
Ny ahy \"izy \" mihintsy no ho hitako ato...
4. tsiperifery ( 23/12/2004 15:45)
Tsy izy \"Izany\" fa mitandrema ! Ny azy no izy
5. lanto ( 23/12/2004 15:48)
mahalina :p
6. nikopol ( 23/12/2004 15:50)
Mety any aminao mamaky io ngamba ilay \" Izy\"
7. tsiperifery ( 23/12/2004 15:52)
Raha misy mamaky \"Izy\" de mety mankany amin\' \"Azy\"
8. mihanta ( 23/12/2004 16:06)
izy?izy indrindra izy é,niala tam io d izy tsss
9. nikopol ( 23/12/2004 16:22)
mihanta sô any aminao le izy ?
10. nikopol ( 23/12/2004 17:05)
Tena ho hitako ato ilay \" izy\" .....
11. fijo ( 23/12/2004 22:53)
mahereza mitady raniko an
12. ikaretsaka ( 23/12/2004 23:42)
izy ve manana le izy?
13. mihanta ( 24/12/2004 09:32)
aiza izy izay,no tsy hita eto intsony :?:
14. sechat ( 24/12/2004 09:57)
mihanta> ...lasa lavitra angamba, tsy tazako eto intsony? ooooopppppsss adino le izy. :-D :-D :-D :-D :-D
15. ikaretsaka ( 24/12/2004 21:45)
fa lasa aiza izy?
16. angie ( 24/12/2004 22:37)
Tena izy mihintsy ity resaka ato ity zany :-D
Arabaina daholo tratry ny fety isika ry zareo sy ianareo indrindra moa fa Izy...ireo.
17. mihanta ( 25/12/2004 12:42)
tena izy lay..sechat nankaiza nakaiza nankaiza izy ô :D lasa nantsaka rano ngamba
18. pseudo ( 25/12/2004 22:34)
niko>mbola nilahatra kilalao angamba izy e! ;-)
19. ikaretsaka ( 26/12/2004 01:30)
nga kao izy tsy mba milalao rehefa kirisimasy?
20. watafon ( 26/12/2004 08:01)
sao de mba le izy eritreretiko koa ry zay ry nikopol :?: :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1293