Izy

21. chipie1 ( 26/12/2004 19:03)
ie tena izy irery....
22. pseudo ( 26/12/2004 20:46)
angamba :idea:
23. fijo ( 27/12/2004 20:44)
mbola tsy hita foana ve izy e?
24. watafon ( 28/12/2004 05:30)
angamba efa tsy nitady intoni izy fa kivy ! :cry:
25. mihanta ( 28/12/2004 08:27)
izy anie k mahay milomano toy ny trondro anaty rano :-D
26. fijo ( 29/12/2004 22:30)
tsy hosempotra mihintsy izany
27. dezy ( 30/12/2004 01:34)
Izy ,izy njinja izy e mahay akisitra be :-P
28. chipie1 ( 30/12/2004 09:12)
izy kou mahay tsikarika alika :-D :-D
29. mihanta ( 30/12/2004 09:18)
chipie hihihih inn zany?
izy ane k mahay politika masiaka d masiaka :D
30. chipie1 ( 30/12/2004 13:10)
mihanta> anotanio an\'Izy akia :-D
31. fijo ( 30/12/2004 19:58)
toa resa kankizy le izy ko
32. mihanta ( 02/01/2005 16:36)
ataovy resaka baina njay aza ry fijo à.
33. pseudo ( 03/01/2005 19:23)
f\'efa matotsa \'nga izy :wink:
34. nilsen ( 03/01/2005 19:33)
tratrin\'taona daholo e!
Fa iza no \"izy\" aminareo e?
Raha tsy nahita an\' \"Azy\" tamin\'iny taona 2004 iny ra Niko, de mahereza fa 2005 koa mbola \"Izy\" a. :lol:
za aloha tsy izy intsony e
hihi :-D
35. fijo ( 03/01/2005 22:56)
izay ve le izy e
36. ikaretsaka ( 04/01/2005 05:39)
tratry ny taona izy e!
37. yonikafopl ( 04/01/2005 18:32)
Mba asehoy miharihary amzay izy Niko a!!
38. fijo ( 04/01/2005 22:58)
aboritsaka izany ny pataloha?
39. yonikafopl ( 04/01/2005 23:35)
fa nga le izy ao anaty pataloha ry fijo? :-D
40. ikaretsaka ( 04/01/2005 23:40)
yonika.. dia lazaivo anahy hoa hoe iza le izy fa io tsy mba honette io ihany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4845