Izy

41. fijo ( 06/01/2005 21:10)
yonika mety ao ka.asa aloha e
42. yonikafopl ( 07/01/2005 19:15)
ikaretsaka izy no izy hihi honette amzay za :-P

fijo hummmm avohay izy fijo ifampitazamana a :/
43. mihanta ( 07/01/2005 20:32)
hitazatazana inn njay hono ,hay v lé izy
44. yonikafopl ( 07/01/2005 20:52)
mihanta efa hitanjy nga izy tany @ fijo tany??
45. mihanta ( 08/01/2005 12:18)
yonika non k io ,fa bandy v fijo sa sipa klou?ngamba sipa ô fille jo :-D
46. fijo ( 10/01/2005 22:44)
mihanta aza misary gaigy eo moa fa tssssss,aleo izy hisitrika ka
47. ikaretsaka ( 11/01/2005 17:47)
ka ny miandry an\'ilay izy hono i mihanta sy yonika ko
48. yonikafopl ( 11/01/2005 22:36)
apotray eto izy ry fijo sy ika a :-P
49. fijo ( 11/01/2005 23:31)
sao bareo misintona azy eo ko
50. mihanta ( 12/01/2005 17:38)
fijo lava tenda nga ny gisanlà d misitsika :-D
51. yonikafopl ( 12/01/2005 18:11)
hihihhih misitrika ambany elatra ve? :-D :-D
52. fijo ( 12/01/2005 21:49)
tssss tena sipa tia kenda gisa reto le
53. nikopol ( 18/01/2005 15:09)
Aiza izy izay no tsy hita intsony
54. lanto ( 18/01/2005 15:53)
efa dilan\'ny ela sy ny ela e ! :p
55. tsiperifery ( 18/01/2005 16:03)
niko > ô ! iza iza ?
56. chipie1 ( 19/01/2005 08:37)
fa Izy no iza?
57. tsiperifery ( 19/01/2005 08:46)
Izy irery, Izy irery ihany....ve ?
58. ikaretsaka ( 19/01/2005 20:03)
ary \"izy \" tsy mahatitra izao tendangisan\'i fijo zao foana an!
59. yonikafopl ( 19/01/2005 20:31)
ary izy sy fijo wa mifanohana fona an!! :-P
60. fijo ( 19/01/2005 21:11)
yonika ka tadiavindry hifandaka ve?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4854