Hitsy tsipelina

1. hery ( 25/12/2004 17:15)
Ny atao hoe hitsy tsipelina dia \"Correcteur d\'orthographe\" (hono). Betsaka isika mampiasa WinWord no mampiasa ny teny Frantsay na Anglisy. Efa misy amin\'izao ny amin\'ny Teny Malagasy ary azo alaina maimaimpoana.
http://www.teny.org/mg/atrikasa.html ny fanazavana azy.

Fandrafetana ny Mpanitsy sorateny \"Hitsy Tsipelina\":


Ny Foibe momba ny Teny dia namolavola rindrankajy \"Mpanitsy Sorateny\" \"Hitsy Tsipelina\" azo alaina maimaim-poana eto amin\'ity tranonkala ity, ahafahana manitsy ny tsipelina amin\'ny teny malagasy izay soratana ao anaty solosaina.

http://www.teny.org/HitsyTsipelina.exe raha hametraka azy ao anaty solosaina
Habeny : 546 Ko

Aza adino koa fa efa misy ny Hitsy tsipelina an-takelaka toa izay ampiasain\'ny site serasera (Jereo ilayhoe Tsarao ny tsipelina ery ambany ery) io dia nalaina avy ao amin\'ny dotmg.net (isaorana azy)
novalian'i fanja1 ny 27/12/2004 06:43
2. fanja1 ( 27/12/2004 06:43)
Misaotra betsaka Hery a!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.152