Filazana manjo

1. nikopol ( 23/12/2004 16:21)
Ilazana ianareo fa kely sisa d\'efa hifarana ny taona 2004.


2. mihanta ( 23/12/2004 16:25)
kii d inn zao no manjo amzany
3. nikopol ( 23/12/2004 16:29)
F\'efa we kely sisa kou .....
4. lanto ( 23/12/2004 16:44)
nefa de toy ny vao omaly.....
5. nikopol ( 23/12/2004 16:51)
F\'hita wa ry lanto, toy ny vao omaly....
6. mihanta ( 24/12/2004 09:29)
k tsy omaly intsony ny fiainako anio :-D
7. sechat ( 24/12/2004 13:05)
tsy angano na nofy intsony satria... :-D :-D
8. sechat ( 24/12/2004 13:06)
mihanta> milay be ty kilalao ty :-D
9. mihanta ( 25/12/2004 19:09)
nifanena njay v ny lalantsika roa ry sechat :-D
10. ikaretsaka ( 26/12/2004 01:59)
f\'angaha???? hmmmm :^) oaaaay o
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9792