Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
booboo ( 29/12/2004 14:53)
inona ny maha samy hafa ny ..
Marofy sy Marary ? ... tohiny
novalian'i booboo ny 03/01/2005 21:25
sechat ( 29/12/2004 14:48)
vidin\'ny tany
tsy haiko na resaka efa nande teto ty fa mba te hanontany a raha misy mahalala hoe tokony2 eo @ ohatrinona eo zao ny m2 @ tany any amintsika? (ny ao Tana no tena tiako anontaniana @ io) de misôtra b... tohiny
novalian'i fijo ny 04/01/2005 23:23
booboo ( 29/12/2004 10:26)
Tohano ny an\'ny étudiants gasy
www.unilog-management.fr/awards Manantena ny fandrasain\'anjaran\'ny be sy ny bobaka zareo... tohiny
novalian'i cheboman ny 01/03/2005 03:42
tovolahy007 ( 29/12/2004 03:12)
i le sima sy i le boka
Tafaraka Train i le sima sy le boka indray andro ka tafaray toerana,izany hoe nifanatrika izany.Dia nandeha teny ary ny train,dia hoy i lesima niteny hoe:raha izao no mivadika ity Masinina (Train) ity... tohiny
novalian'i annie ny 11/04/2005 13:41
booboo ( 28/12/2004 21:42)
dico tout fou des écoliers ( ampahany )
Après : Après c\'est maintenant mais un peu plus tard quand même Aussitôt : Aussitôt, c\'est maintenant et plus vite que ça. Avance : Quand on est en avance, c\'est qu\'on est à l\'heure... tohiny
novalian'i cynthia4 ny 22/03/2005 04:55
vegas ( 28/12/2004 16:02)
bandy bancal sy sipa bancale
Bandy bancal mba mahay bôl fa sipa bancale kay ry zalà mba mahay inona?... tohiny
novalian'i fijo ny 25/01/2005 21:35
ikaretsaka ( 28/12/2004 15:55)
Ny tambawaks sy ny Ascenceur
Indray andro hono dia mba nahalafo ny zavatra amidiny ity fianakaviana tambanivohitra anankiray ka mba te hanala azy sy mba hijery ny fahitan\'ny olona ao tana dia niditra HIlton. Nitanaka be i Lita... tohiny
novalian'i annie ny 11/04/2005 13:45
ikaretsaka ( 28/12/2004 15:21)
Toko very tao @ bokin\'ny Genesisy
Ary gaga i Jehovah Andriamanitra raha nahita an\'i Adama malahelo sy manirery. Ary hoy izy tamin\'i Adama: Indro anamboarako namana ianao, atao hoe vehivavy izy. Izy no hikarakara anao, hahandro ny s... tohiny
sariaka91 ( 28/12/2004 14:22)
horohorontany any Asie
30 000 namoy ny ainy :evil: :evil: :evil: Fahavoazana lehibe ho an\'ny kontinenta maro ity loza nitranga ity. Dia mba tonga saina aho ka manontany tena hoe tsy mba azo nosakanana, na nahena ve ... tohiny
novalian'i fijo ny 20/01/2005 23:40
hery ( 28/12/2004 12:12)
Tsunami : nisy gasy ve?
Mahaontsa ny voina nahazo ny any Azia tamin\'iny onja goavana namoizana aina maro iny (efa 30.000 no fantatra fa maty). Betsaka ny mpizaha tany namoy ny ainy tany. Fantatra fa misy Gasy mipetraka iha... tohiny
novalian'i hery ny 01/01/2005 12:25
sejianis ( 28/12/2004 10:52)
tsy velona
asa na efa noresahina teto izay lhv izay fa izaho moa nisy fotoana ela no tsy tato e! Ka izao : tsy misy bandy sahy miresaka mihitsy hoe tsy mavelona indraindray ary ny excuse de hoe ilay sipa foana ... tohiny
novalian'i fijo ny 20/07/2005 22:41
jhouhlambout ( 28/12/2004 10:52)
Sa lettre est arrivée en retard
Père Noël Atelier de fabrication des jouets Pôle Nord Cher Père Noël, Écoute-moi bien, espèce de gros lutin barbu, cela fait des années que je t\'aide, jouant à être le cadeau parfait,... tohiny
novalian'i ramoul ny 28/12/2004 12:48
felampaiso ( 28/12/2004 10:17)
inona no antony mahatonga ny olona tsy ho mpino an\'Andriamanitra ?
Tafaresaka t@ dokotera W.A mianakavy izahay dia tonga tany @ finoana ny resakay.Izao no nolazain\'i dokotera hoe : \" Izaho tsy mino an\'Andriamanitra satria navelany ho faty ny zanako \" Izany ve d... tohiny
xxx ( 28/12/2004 00:50)
Voina Asie Atsimo
Mba man ontany tena aho hoe sao mba misy mahazo vaovao mikasika ireo namantsika malagasy mipetra ka any asie any, tra-doza tamin\'ny alahady maraina lasa teo iny! ... misaotra tompoko... tohiny
novalian'i mihanta ny 28/12/2004 16:29
pseudo ( 27/12/2004 22:03)
ranom-potaka aza manonja
mahafinaritra sy mahavariana ahy ny mahita ranomasina :!: ny fidobony,ny fanonjany...mahasondriana! ka asa izay mba fihevitrareo ny @ity oham-pitenenana ity:\"ranom-potaka aza manonja,maika fa ravo... tohiny
novalian'i fijo ny 04/02/2005 01:31
eden2004 ( 27/12/2004 11:21)
mila anao
mitady vehivavy fotsifotsy somary be nono, na dia tsy dia tsara loatra aza, mba hifanoratra amiko ho mpinamana na ho mpifankatia , izao dia 26 taona, miasa amin\'ny banky iray eto andrenivohitra, ... tohiny
novalian'i fijo ny 28/04/2005 21:52
naritsimba ( 27/12/2004 06:02)
FIRARIANTSOA KRISMASY
Dia faly miarahaba antsika namana rehetra ato amin\'ny NAMANA SERASERA.ORG tratry ny Krismasy 2004, enga anie hitondra fiadanana sy fifaliana ary fifankatiavana ho antsika rehetra ny fahatsiarovana ny... tohiny
novalian'i eisy ny 30/12/2004 06:57
eisy ( 27/12/2004 05:53)
Tsiakoraka
manaona daholo e! ahoana indray kosa ary ny hevitrareo momba ny tarika tsiakoraka? toa ohatran\'ny tsy mety malaza be nefa ny hirany ao am-bavan\'ny rehetra ihany! (Namana,te ahita anao, tamboho...... tohiny
novalian'i fijo ny 26/05/2005 23:06
jhouhlambout ( 26/12/2004 18:16)
Safidy tokana
Raha omena safidy 1 @ ireto ianareo dia inona no fidianareo? Satria? 1-La beauté 2-La richesse Safidy iray ihany an!... tohiny
novalian'i fijo ny 04/05/2005 21:43
jhouhlambout ( 26/12/2004 18:11)
Qui est le père noël ?
Autrefois, il y avait un vieux bonhomme qui gâtait les enfants méritants le jour de sa fête, le 6 décembre. Il s\'appelait Saint Nicolas. Et il se trouve qu\'il était représenté avec une longue... tohiny
novalian'i xxx ny 26/12/2004 23:52
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.5586