Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
narilala
(
09/01/2005 08:11)
Ao @ WC, mba andramo
Maro izao no mieritreritra sahady fa zavatra ratsy no hambara eto, kanefa ny mifanohitra @ izany. Mba andramo ange ho an\'izay mbola tsy nanao fa tena milay be ny mamaky gazety na boky, fa indrindra a...
tohiny
novalian'i tranokely ny 11/04/2005 14:46
soitx
(
09/01/2005 01:33)
Diso akondro
Mihinana akondro eo ampiandrasana bus ny tary anankiray. Tsy mbola laniny akory ny akondro iray kanefa tonga ny bus, izy anefa tsy te hanary hanina.
Ny nataony dia nataony tao am-paosin\'ny pataloha...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 18/01/2005 19:38
narilala
(
08/01/2005 22:51)
mba avadika kely indray ny resaka
Tsy aleo ve mba avadika kely indray ny lohateny. Hatr@ izay mantsy hoatry ny hoe resaka indrokely sy fitsikerana izay misy any am-piangonana any foana no nataontsika. Tsy hoe tsy mankasitra an\'ny le ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 13/01/2005 06:45
sherillalove
(
08/01/2005 14:42)
Fitiavana feno tanteraka
Tsyb maintsy virijiny ve ny vehivavy te hahazo vady?...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/01/2005 23:13
sherillalove
(
08/01/2005 14:39)
Azo atao ve ny mangataka famelan-keloka raha tena mbola tia?
(l) Ny fitiavana dia mino ny zavatra rhtra,manantena ny zavatra rehetra.Azo atao ve ny midina @ toerana ambany indrindra mba hitazonana ny olontiana sa aleo miova olontiana hafa?...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/02/2005 23:37
ikaretsaka
(
07/01/2005 19:43)
ahoana indray ity?
sendra mba namaky gazetin\'ny university -nay aho ry zalahy dia nahita fa nanambady hono le prof nay VEHIVAVY izay.
iny eo ihany fa ny nanaitra ahy dia VEHIVAVY ny vadiny...
Ahoana ny hevitr\'i...
tohiny
novalian'i cynthia4 ny 22/03/2005 03:37
tanala
(
07/01/2005 16:31)
Mety misy fihatrakainy eo @ toe-karena any Dago ve ny fijanonan\'ireo gasy manapahaiza aty an-dafy
Satria Ra8 ra vao nitondra de ny gasy taty an-dafy no nantsoiny voalohany ho ministra fa vitsy no namaly. Fa maninona ra gasy tany Dago. Ary inona moa no tena nahatonga ny Ratsimamanga nody tany Dago ...
tohiny
novalian'i ramaso ny 21/01/2005 05:13
sohitika
(
07/01/2005 15:31)
iza no tia rock mavesatra?
:twisted:
Betsaka ve ny namana tia rock mavesatra eto??
...
tohiny
novalian'i hardosy ny 11/04/2005 21:33
jhouhlambout
(
07/01/2005 14:24)
Mikasika ny vehivavy...
Il ne faut jamais battre une femme, même avec une fleur ; ça abîme la fleur....
tohiny
novalian'i Liltax ny 24/06/2005 10:19
jhouhlambout
(
07/01/2005 14:23)
En amour...
Si un homme n\'embrasse pas une femme au premier rendez-vous, c\'est un gentleman. Au second, c\'est qu\'il est gay....
tohiny
novalian'i fijo ny 18/04/2005 23:10
tenio
(
07/01/2005 13:53)
iza no artiste vahiny de l\'année 2004 hoy nareo?
Ny anà Usher...
tohiny
novalian'i felicia ny 12/04/2005 02:24
iriniaina
(
07/01/2005 12:00)
rafozana ,zaobavy, vinato vavy...
mahagaga fa betsaka ny tsy mifankahazo ireo , inona kay no mety ho antony hoy nareo?...
tohiny
novalian'i srak ny 28/07/2014 09:35
ikaretsaka
(
06/01/2005 22:26)
Fanamboarana feo
Nareo ve tsy nahamarika fa rehefa mitory teny na mamaky teny ny mompera na ny pasitera dia hafa nohon\'ny fiteniny andavanandro ny intonnation-ny
fa maninona ary?...
tohiny
novalian'i Ramaso ny 07/02/2005 05:00
ikaretsaka
(
06/01/2005 20:59)
nankaiza andriamanitra?
Nisy bandy roa lahy hono izany tena farak\'izay maditra mihitsy tao @ ity tanana anankiray!, sady mpigafy no mpangalatra no mpandainga sns....
efa natao daholo izao rehetra rehetra izoa fa tsy nety ...
tohiny
novalian'i annie ny 11/04/2005 13:37
xxx
(
06/01/2005 17:30)
hanambady sarah
vaovao tselatra hatao amin\'ny sabotsy 15 janoary izao ny fanambadian\'i sarah ravalomanana ao amin\'ny paroisse internationale andohalo dia avy eo ny sakafo eny manandriana avaradrano, fa gasy ny va...
tohiny
novalian'i fi ny 08/02/2005 08:53
sahary
(
06/01/2005 11:34)
azo atao ny tsy harary intsony
salut daholy!
azo atao tsara ny miaro ny vatana tsy harary intsony (ankoatry ny ratra) ,ahoana no mba hevitrareo...
tohiny
novalian'i watafon ny 02/03/2005 06:44
kalt
(
06/01/2005 10:29)
METY AZO FANTARINA VE
Mety azo fantarina ve ny mahatonga ny bandy samy mitovy taona nefa tsy mitovy ny haleben\'ny sex-ny.Nefa kosa misy bandy mbola kely taona nefa manana sex ngeza be sahady....
tohiny
novalian'i McFy ny 22/05/2005 01:04
tenio
(
06/01/2005 10:08)
fa ratsy ve ny mandeha boîte e???
Mahagaga hoa fa rehefa mandeha any amin\'ny trano fandihizana matetika ianao,indrindra fa any Mada dia lazaina fa maditra e, lasa ataon\'ny fiaraha-monina resaka.
Torohevitra fotsiny:
Ho an\'ny rehe...
tohiny
novalian'i sonwin ny 25/03/2005 11:22
xxx
(
06/01/2005 10:01)
MISY FIANTRAIKANY .....
Mety misy fiantraikany ve raha ohatra ka tsy manao firaisana ara nofo ela ela ny bandy ?...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/01/2005 23:24
naritsimba
(
06/01/2005 07:22)
FIFAMPIARAHABANA TRATRY NY TAONA
Mbola mamerina ny fiarahabana antsika namana rehetra tratry ny taona vaovao 2005.
Araka ny fangatahan\'ny namana maro dia hanao fifampiarahabana tratry ny taona isika rehetra.
Izany dia atao ny SA...
tohiny
novalian'i fijo ny 25/01/2005 22:49
