Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
kitjo ( 01/01/2005 16:20)
mmmhhhh....????
Tratry ny taona aby aloha e Hono wa, ary toa bdb annif be anjoany? niandry voalohan\' ny taona aby ve ny reny t@ niteraka sa nanakory?... tohiny
novalian'i fijo ny 11/01/2005 05:42
hery ( 01/01/2005 12:26)
Hanampy ny any Asie?
Azontsika atao ny mandefa fanampiana any Asie vokatr\'iny Tsunami (onja goavana) tany farany teo iny. Nanokatra toerana ho an\'izany mantsy ny Croix-Rouge http://www.croix-rouge.fr/index/partner_ca... tohiny
notron ( 01/01/2005 05:44)
Mahaiza mi-chat
Fomba iray ahafhantsika miserasera eto ny resaka mivantana (chat). Maro ny namana mbola sahirana sy tsy mahazo loatra ny fombafomba sy ny zavatra miseho @ zany. Ho fanampiana azy ireny mihintsy no na... tohiny
novalian'i HeryLo ny 09/10/2005 04:15
lity ( 01/01/2005 00:16)
NANAONA NY REVEILLON?
tena tsy naintsy niasa ny bandy de nanao reveillon niaraka t@ serasera namana eee... tohiny
novalian'i fijo ny 27/01/2005 22:12
oully ( 31/12/2004 11:09)
Arabaina
Zoaezaniversera Hery an! Tahian\'ny Tompo, dia mahereza amin\'ny adidy maro samihafa. Manàna ho avy mahafinaritra, hahazo izay iriana sy mahasoa. :wink: ... tohiny
novalian'i fijo ny 03/01/2005 23:50
kalt ( 31/12/2004 09:59)
HOROKA
Tokony hifanoroka ve ny bandy samy bandy indrindra fa @ izao fety izao ?. Raha mifanoroka manko ny bandy samy bandy dia efa hafa izay ny ao an-tsain\'ny olona sasany mahita ka ahoana ny hevitrareo .... tohiny
novalian'i essera ny 29/09/2005 09:06
loulou ( 31/12/2004 01:49)
Ampody Razana
Miarahaba anareo rehetra Mikasa ny ampody any Razany Raiko feu taminy 76 aho. Milevina eto Frantsa izy. Mba mangataka evitra ahy aminy fomba tokony anatanterahako an\'izany. Inona avy no démarche t... tohiny
novalian'i lilbon ny 21/07/2005 04:16
fijo ( 30/12/2004 20:47)
tratry ny taona
satria moa androany no hiaonantsika farany amin\'ity taona ity ,koa dia mirary fety finaritra sy filaminana hoantsika rehetra aho ary dia mirary sahady koa taona vaovao hoan\'ny namana rehetra.... tohiny
novalian'i fijo ny 31/01/2005 23:22
rvoulah ( 30/12/2004 20:04)
fihaviana samy hafa
ahona ny hevitrareo amin´ny olona roa miaraka samy hafa fihaviana ? Ohatra hoe vazaha sy gasy?... tohiny
novalian'i fijo ny 17/02/2005 23:01
ranini ( 30/12/2004 15:35)
fivavahana iza noheken\'Andriamanitra amin\'izao fotoana izao?
tokony ho iray ihany mantsy ny tena fivavahana .koa iza ary hoy nareo no tena izy eeee!... tohiny
novalian'i dadabe ny 09/04/2005 06:16
sechat ( 30/12/2004 10:51)
sport-n\'ny vevavy
Inona no mba fanatanjahantena ataonareo @zao? :°) ... tohiny
novalian'i fijo ny 14/02/2005 23:29
tafita ( 30/12/2004 10:49)
TANTARAM-PITIAVANA
Misy tantaram-pitiavana iray izay :( Mitantara ny fifankatiavan\'olon-droa izay voarara ka niafara t@ fahafatesan\'ilay zazavavy ) ,\" CHARLOT RABARIVELO sy i SUZANNE RANIVO \" Tena mba nahafinaritr... tohiny
novalian'i sakinah ny 06/03/2012 11:33
sechat ( 30/12/2004 10:48)
kolotsaina malagasy
ny ol rehetra ry reto mba manana \"centre culturel\" doly aty ivelany aty hampivelarany ny teniny sy ny kolotsainy. Ary tsika manao ahoana? mba manana an\'izany ve ? sao de mba tokony ho atsangana ? ... tohiny
sechat ( 30/12/2004 10:45)
Efa hakaiky ny farany
Efa hakaiky ny faran\'ny andro ry reto ka inona no eritreretinareo ho atao ? ... tohiny
novalian'i blondin ny 23/03/2005 16:56
sechat ( 30/12/2004 10:41)
Fa maninona....
Fa maninona ny lehilahy tsy maintsy mikoty foana vao mahita vevavy na de efa manana sipa na vady aza ? :* ... tohiny
novalian'i fijo ny 18/04/2005 23:16
tafita ( 30/12/2004 10:01)
NY TARANAK\' I RAMETAKA
Asa moa na mba efa renareo , fa nisy hono Mpanjaka iray tao amin\'ny faritra iray aty amintsika tamin\'ny andro fahiny. Ny anaran\'ny Mpnajaka dia RAMETAKA. Tia hena de tia hena hono ity Mpanjaka it... tohiny
naritsimba ( 30/12/2004 08:23)
FARAN\'NY TAONA 2004 SY TAOM-BAOVAO 2005
Dia maniry antsika NAMANA rehetra mba hahatratra ny faran\'ny taona 2004 ary samy ho tratran\'ny taona vaovao 2005. Andriamanitry ny fiadanana anie handrotsaka amintsika tsirairay avy ny andon\'ny la... tohiny
novalian'i watafon ny 08/01/2005 17:23
ikaretsaka ( 30/12/2004 05:22)
Fanabeazana ve?
Tantara tena niseho ity! ary tany madagasikara.. sekoly anankiray ao Antananarivo! Malaza moa izao ny mpivarotra mandende ka lasa lamaodin\\\'ny ankizy vavy classe de secondes no miakatra ny fanao... tohiny
novalian'i moi ny 24/02/2005 11:04
booboo ( 29/12/2004 15:19)
Menakely sns
Sô misy mahay : -menakely -mofo sakay -mofo akondro azafady ? Sôtra mialoha. Ilay pâte mitsy no tsy mety haiko.... tohiny
booboo ( 29/12/2004 14:58)
resa-behivavy ara-bakiteny
Inona ny fentinareo : sac à main kely ireny sa lé ngôda beee reny sa sac à dos kely dé fa maninn ? Tsisy atao zà io :^) ... tohiny
novalian'i pitchou ny 25/02/2005 20:45
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.3477