Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
jhi
(
13/01/2005 01:29)
Izao vé ny tena izy (tafatafa tsy hambaka )
Raha mametraka ny taranjam-pikarohana aho ato dé mirary anareo hatrany hamaly sy hitafa ny dinika ato é !
Ka izao ary ny azoko aroso kely ho fanombohako ny tena resaka :
Fa maninona wa rehefa misy...
tohiny
novalian'i kavitra ny 13/01/2005 05:47
watafon
(
12/01/2005 19:14)
Minisitra hafa kely !
Le Ministre de la santé en visite dans un hôpital de fous...
Pendant la visite, le Ministre demande au directeur quel est le critère qui définit un patient qui est guéri ou pas?
- Bien, dit...
tohiny
novalian'i yonikafopl ny 04/02/2005 23:54
sechat
(
12/01/2005 15:11)
le sarisary hery a!
mba ampio kely le sarisary raha mety fa tsy ampy ô! asiana anle mitehatehaka kely reny, de...de.... de bedabe e! ôtran\'ny ao @ koolsaina. :°) ...
tohiny
novalian'i nounoussie ny 06/08/2005 08:16
xxx
(
12/01/2005 14:06)
mitady vehivavy
salut
izaho dia kôf mitady jôba azo iarahana raha misy ato @ ity site mahafinaritra ity, tsy manana olon-kafa , dia raha misy dia apetrako eto ny mail- dia any isika miresaka be dia be
ok...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/02/2005 21:51
watafon
(
12/01/2005 10:59)
Filozofia ! Mba nahaliana ahy de ampitaiko e!
- Rien ne sert de partir à point pour aller nulle part.
- N\'oubliez pas que vous êtes unique...comme tout le monde....
- La seule chose qui différencie les adultes des enfants, c\'est le prix ...
tohiny
novalian'i booboo ny 17/01/2005 16:47
mandrindra
(
12/01/2005 10:21)
Inona no ho avin\'i Madagasikara?
Ankehitriny efa mikiaka ny malagasy fa tsy mitsahatra ny miakatra ny vidimpiainana. Tsy mahavoa ny mpitondra, misy aza ny mifamely izy samy izy. Ny mpanohitra tsy midradradra afa tsy fampiraisankinam-...
tohiny
novalian'i xxx ny 15/01/2005 21:07
ketoka
(
12/01/2005 07:20)
Dika vilana nefa toa miteny ihany
Tafaresaka i Bema sy Naivo, samy mbola mpianatry ny EPP fa i Naivo somary zokiny kokoa.
Bema : in less no dikan\'ny pare-choc?
Naivo : miaro @ choc lesy e!
Bema : ny pare plwi zany miaro @ plwi?
N...
tohiny
novalian'i notron ny 07/03/2005 12:56
hery
(
11/01/2005 18:34)
Ariary : Tohizo fa tsara
Marina fa betsaka ny kivy amin\'ilay vola malagasy lasa ariary. Mitaraina voalohany amin\'izany ny olona an-drenivohitra. Tsy fiteny intsony zany ny hoe 1000 francs fa dia Roanjato no malaza sns...
...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 29/03/2005 13:12
jhouhlambout
(
11/01/2005 18:19)
Karôty
Indray andro, ity tovolahy iray niditra ny fivarotana iray,
Mpivarotra:Inona no hatao an-dRamose, Côca sa Sôda sa Fanta?
Tovolahy: an an,..., Misy karôty ve?
Mpivarotra:Tsy misy karôty leit...
tohiny
novalian'i jhouhlambout ny 16/02/2005 09:24
r4d0
(
11/01/2005 17:23)
Dikateny Malagasy : fandikana kirakira
Ny sahan’asa \"Dikateny Malagasy\" dia mirakitra ireo dika-tenina kirakira \"Free/Libre Software\" na Open Source Software ho amin’ny teny Malagasy.
Io sahan’asa io dia fitao...
tohiny
mandrikana
(
11/01/2005 17:08)
Ampio tosika.Misaotra
Efa 1551 izao no isa .Misaotra anareo izay manampy ny tosika ary mampandre ny havana aman-tsakaiza
http://unilog-awards.ath.cx/les_votes.php />
CLIQUE ET SOURIS ! c\'est :
- Un constat : Plus...
tohiny
novalian'i Patrick ny 25/02/2005 10:32
sahary
(
11/01/2005 09:49)
inona ary \'zany ô!
inona no mahasamihafa ny \"silipo\"taloha sy ny ankehitriny ?
...
tohiny
novalian'i sahary ny 13/01/2005 08:03
ravatorano
(
11/01/2005 08:26)
ny namana xhy dia nametraka izao fanontaniana izao tamiko hoe \"\" ny tsy fahampian ny fifaneraserana ara barotra anaty sy ivelany no mahatonga ny inflation ?
Tsara houzy raha mba atao hiadian kevitra izany fa samy hanana ny heviny isika namana koa mansa anareo ary ny tenako sy i xhy handray anjara amin izany ....
tohiny
novalian'i kitjo ny 02/07/2005 10:55
ravatorano
(
11/01/2005 08:18)
iza no mpihira na tarika malagasy hitanareo sy tsapanareo nahavita betsaka tamin iny taona 2004 lasa iny ?
Izany hoe ny tiako lazaina hoe nahavita be dia ireo tianareo sy nanakaiky ny foanareo ary tsapanareo fa anisan ny nakafizin ny olona maro manodidina anareo.
Ny safidiko manokana aloha dia ny tarika A...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/02/2005 21:48
sahary
(
11/01/2005 04:24)
tsy lelany kosa zany fa tandrony eh!
nisy ankizy vavy iray zay zany tany ambanivohitra de ny tranony le trano bozaka ireny ,de le sipa zany rehefa te hanao @ ankamany de eo @ rindrina eo no miankina rehefa le hariva iny ny andro satria m...
tohiny
novalian'i iartistika ny 16/02/2005 16:26
ravatorano
(
10/01/2005 13:22)
Hena : nilentika ry zalah fa tsy hita firy teny ambony akalana rehetra teny amin ny mpivarotra teny teto andrenivohitra.
Efa ho herinandro izay no vitsy ny hena na hen omby io na hena kisoa hita teny amin ireo mpivaro kena teto andrenivohitra>Raha nisy aza moa teny ho eny dia teo ami ny 5 000 ariary ny iray kilao amin i...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 23/01/2005 17:42
ravatorano
(
10/01/2005 12:58)
mety ho hanahhirana ny fahasalamany v ny toy izao sa dia efa izany tokoa ny hoe fandrosoana ry zareo ah !Mahagaga ny fandehan ny fivoarana ara tekinolojika sy ny siansa eh !
Bucarest(AFP)-Enceinte de humelles à 67 ans.
Miracle ou défi de la nature : le cas d \'une Roumaine âgée de 67 ans enceninte de jumelles a suscité une vive controverse dans le pays,où beaucoup ...
tohiny
novalian'i sechat ny 12/01/2005 14:56
ravatorano
(
10/01/2005 12:47)
vehivavy roumanina fitoamby enipolo taoana mitoejaza kambana
Bucarest(AFP)-Enceinte de humelles à 67 ans.
Miracle ou défi de la nature : le cas d \'une Roumaine âgée de 67 ans enceninte de jumelles a suscité une vive controverse dans le pays,où beaucoup ...
tohiny
novalian'i pitchou ny 26/05/2005 21:02
ravatorano
(
10/01/2005 09:34)
Ny kabary nataon Ingahy Rajemison Rakotomaharo v tena tsindro paingotra sa kosa mba entina hilazana fa misy ihany ny olona mahay miteny mahitsy amin ny Filoha ?
Maro ny olona no gaga sy tena variana tokoa tamin ny kabary izay nataon Ingahy Rajemison Lehiben ny Antenimieran doholona na ny Sénat.
Ny antony dia ny nolazainy fa tonga izao ny fotoana hampiasana ...
tohiny
novalian'i xxx ny 15/01/2005 20:33
ravatorano
(
10/01/2005 09:26)
ahoana ny hevitrareo amin ireny kabary nataon Ingahy Filoham pirenena Ravalomanana ireny ?
Voalohany indrindra eo amin ny fiakaran ny karaman ny mpiasam panjakana ho 12% nefa voalaza ny stat fa maherin ny 25% ny inflation asa na amrina koa io na tarehimarika omena fotsiny.
Manarak izany di...
tohiny
novalian'i xxx ny 16/01/2005 09:34
