Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
booboo
(
21/01/2005 07:38)
Mangez des pommes
A la cafétéria d\'une école catholique élémentaire.
Au bout de la tablese trouvait une grosse pile de pomme. La religieuse avait placé une note sur le plateau disant :
-N\'en prenez ...
tohiny
novalian'i yonikafopl ny 04/02/2005 23:50
rinah
(
21/01/2005 02:16)
Tantaran\'IMAMO
Mba mila fanampiana kely ao @ izay olona mety mahalala na dia kely aza ny tantaran\'IMAMO.
Misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i leriri1 ny 15/11/2005 13:37
tatax
(
20/01/2005 21:23)
cybercafé
aiza kay no mba cybercafé tena azo andoka eto antananarivo afaka hanaovana webcam sy yahoo messenger fa ohatran\'ny ela be daholo izay nalehako...
tohiny
novalian'i sechat ny 08/02/2005 10:44
(
20/01/2005 09:13)
ny hevitrareo?
voatery ve ny vehivavy hanaraka ny finoany vadiny refa manambady? mazava ho azy aloha hoe tsy mitovy finoana a! ...
tohiny
novalian'i sonwin ny 11/04/2005 17:43
vegas
(
19/01/2005 15:15)
Raison hikôtina madama (kely)
Mba nieritreritra ihany oe inona no mahatonga an\'dry lerony hikôty madama nefa mlle bedebe azo rôfina amin\'ny sobika.
Ny mba hitako fotsiny zao de oe ny madama:
- tsy mba manarakaraka na micolle...
tohiny
novalian'i vegas ny 04/11/2005 09:02
hery
(
19/01/2005 12:57)
Klip forum serasera
Mba fantatrao ve ny atao hoe Klip?
Amin\'izao fotoana izao dia manana klip ny forum eto amin\'ny serasera. Ny hita ao aloha amin\'izao fotoana izao dia ny forum farany vaovao.
http://www.klipfar...
tohiny
novalian'i Rabossa ny 15/07/2005 13:03
tanala
(
19/01/2005 12:50)
Inona no vahaolana fantatrao hampandroso an\'i Dago?
Efa mba maro ihany ny hevitra niposaka teto fa mba hiady hevitra ny vahaolana mety mahahomby sika. Satria miteny daholo ny antoko rehetra hoe tsy misy fandrosoana. Inona ary no tokony atao? Tsara le h...
tohiny
novalian'i Rainimaharavo ny 03/05/2005 00:23
yrhinas
(
19/01/2005 12:26)
tontolo malagasy
sampy , sikidy , fanandroana , famosaviana , sy ny finoana ary ny tontolo malagasy marobe tsy voazava eo amin\'ny fiarahamonina...de mino ve enao...sao de mahay na manana singam-piainana niharan\'ny ...
tohiny
novalian'i kally ny 25/02/2005 17:18
chipie1
(
19/01/2005 11:17)
hirany fahazazana
mino ngamba fa tsy hisy zaza tsony ato an! :wink: de inn kay no hiranareo taminy mbolakely , ka mbola tsaroana fona oe zay le hirako talou eh! :-D :-D ...
tohiny
novalian'i mihanta ny 01/02/2005 22:05
ja
(
19/01/2005 07:51)
fanalana kibo
za ve akia lasa niha b kibo t@ grande vaconce sady lasa somary niha natavy nefa za somary fohy dia lasa ratsy b ny bikako no sarotra b ny mahita akanjo ho ahy .Inona no atao hanenana kibo?
za zao efa...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/05/2005 21:55
naritsimba
(
19/01/2005 07:17)
FIAMPIARAHABANA TRATRY NY TAONA 2005 (05 fevrier 2005 La CASCADE du ROVA)
Mamerina ny fiarahabana antsika namana rehetra indray ô!
Araka ilay voalaza tary aloha dia ny Sabotsy 5 Febroary 2005 no hifampiarahabantsika @ izao nahatratrarantsika ny taona vaovao izao.
Ny ...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/02/2005 23:32
hashinah
(
19/01/2005 07:04)
timide
inona kay no mahatonga ny olona iray : te haneho fitiavana izy nefa menatra avy eo? izany oe tsy miavona an fa saro-kenetra ....
tohiny
novalian'i stephane197 ny 19/04/2005 17:20
xxx
(
19/01/2005 06:02)
48 minitsa fotsiny? tsa mamokatsa
MELBOURNE, Jan 19
The American, looking for her first grand slam title since her Wimbledon triumph in 2003, hammered six aces as Randriantefy\'s RESISTANCE LASTED JUST 48 MINUTES....
tohiny
novalian'i Ramaso ny 04/02/2005 04:48
ikaretsaka
(
19/01/2005 04:15)
Finoana sy fomba gasy
marina fa na bedebe aza ny kristianina izoa dia bedebe ny mbola hoe mijery andro rehefa manao raharaha (manambady ohatra )
tsy mandevina andro talata ( efa elaela ihany aho no nijery feraparan\'ny...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 23/01/2005 03:54
booboo
(
18/01/2005 20:38)
momba ny takelaka
Inona ny antony nahasarika anareo ho tamana na tsy nahatamana ka mitsidika matetika na lasa mitsidika mahalana ity site ity ?
Ny anà ny forum no tena nahasarika anà satria sady tsy hendry beeeeee ...
tohiny
novalian'i mihanta ny 19/01/2005 09:35
nikopol
(
18/01/2005 17:04)
sakafo hafakely
Efa mba nisy nihinana voay ve ? na rajako na bibilava ? na tatakizay?
...
tohiny
novalian'i jajaf401 ny 18/09/2005 16:21
nikopol
(
18/01/2005 16:53)
lanitra mangamanga
Manga ny lanitra :lol: ...
tohiny
novalian'i Ramaso ny 04/02/2005 04:53
miarantsoa
(
18/01/2005 14:35)
JEET KUNE DO ETO TANA
Ny Jeet Kune Do araka ny namoronan\' i Bruce Lee azy.
Ny Jeet Kune Do eto Mada dia efa niforona ho folo taona lasa izay !
I Si Gung (Gd Maître) Michel no nampivelatra azy io teto amintsika.
Izy di...
tohiny
novalian'i Tovonarivo ny 25/07/2010 15:43
booboo
(
18/01/2005 10:47)
attention nouveau virus
Si vous utilisez des boîtes Internet comme MSN, Yahoo, Wanadoo, AOL, Infonie et free.
Cett info est arrivée ce matin à Microsoft de Norton. Vous pouvez recevoir un mail apparemment insignifiant p...
tohiny
novalian'i joda ny 17/02/2005 15:05
ja
(
18/01/2005 09:26)
sary mihetsika mamoafady
hono hoa y ireto mahamenetra v ho an\'ny vehivavy ny mijery sarimihetsika mamoafady?ary ny mi mast?
tsy tokony atao v?...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/08/2005 22:15
