cybercafé

1. tatax ( 20/01/2005 21:23)
aiza kay no mba cybercafé tena azo andoka eto antananarivo afaka hanaovana webcam sy yahoo messenger fa ohatran\'ny ela be daholo izay nalehako
novalian'i sechat ny 08/02/2005 10:44
2. mcfy ( 21/01/2005 00:54)
ny tena tsara angamba d mankanesa any @ DTS makà renseignement fa ry zareo afaka manoro tsara an\'io satria rehfa manokatra cyber ny olona d anontanian\'ny DTS @ ambangovangony ny fitaovana rehetra ampiasaina ao. Ry zareo koa mahalala ny cyber manana débit tsara indrindra ka ny débit ihany no mitondra an\'io.

Ny aty makafy foana.

(ndana mankany @ cyber-ko) :lol:
3. petit ( 21/01/2005 14:39)
ny tena tsara indrindra dia ny manana azy ao an-trano. :wink:
4. sechat ( 08/02/2005 10:44)
koa na ao an-trano aza ve tsy ho lent be foana? sa efa mba niakatra ny débit an'i dts?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0155