momba ny takelaka

1. booboo ( 18/01/2005 20:38)
Inona ny antony nahasarika anareo ho tamana na tsy nahatamana ka mitsidika matetika na lasa mitsidika mahalana ity site ity ?
Ny anà ny forum no tena nahasarika anà satria sady tsy hendry beeeeee no tsy adala beeeee dôl ny mpandray anjara dé ao tsara :D
répondu par mihanta le 19/01/2005 09:35
2. chipie1 ( 18/01/2005 21:31)
nena le tsaty ! de ny forum kou nalalana zvt an! :-D
3. lo ( 19/01/2005 02:56)
mitovy amin\'ny an\'i chipie1 io kou ny hevitro :)
4. mihanta ( 19/01/2005 09:35)
ny ahy aloy le miserasera(namana),tsaty,forum,manaraka tononkira,radio,mijery sary.mbola ho hisy zava baovao hafa kou izay hahaliana hatrany :-*
isaorana betsaka hatrany ny mpitantana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2798