Raison hikôtina madama (kely)

1. vegas ( 19/01/2005 15:15)
Mba nieritreritra ihany oe inona no mahatonga an\'dry lerony hikôty madama nefa mlle bedebe azo rôfina amin\'ny sobika.
Ny mba hitako fotsiny zao de oe ny madama:
- tsy mba manarakaraka na micolle
- tsy mba mijanona ela ao antranon\'la
- tsy be sentimaka lôtra (na T koa aza tsy mahazo)
- tsy mila mifampitantana akory defa poinsss ra sendra tafiaraka eny andalana.
- tsy mila presentation amin\'ny etsy sy eroa
- ...
dé inona koa no mety mba hitan\'lisany mahatonga an\'dry zalà mikôty? Mazava lôtra alou fa lé madama koa ngamba efa misarakorako matoa kôtina e, sa aona? ary io amiko no tena raison, misy madama (ery tena misy an) tsy menatry y mikôty bandikely. inona ndray ny mahatonga an\'io ry zareo?
novalian'i vegas ny 04/11/2005 09:02
2. kavitra ( 19/01/2005 15:54)
tsy mampigadra raha toa ka bevoka tapoka
3. vegas ( 19/01/2005 16:07)
fa aza tratrany fotsiny
4. ( 19/01/2005 16:13)
ary ity vegas ity tena akoholahimboatra mihintsy ? :evil:
5. vegas ( 19/01/2005 17:03)
eritreritra io oa fa za tsy hanao an\'izany mintsy klou e.
6. xxx ( 19/01/2005 17:08)
nareo kosa.. mba eritreritra io ary misy mahamarina azy
fa nisy niteny koa hoe rehefa mnao an\'io de le mba le vadiny mitovitovy pozy @ tena
@ izay raha sanatria mibikina ilay madama dia tsy mailo rangahy fa mitovitovy aminy ny zanak\'i laisany
7. ja ( 19/01/2005 17:35)
hihihih xxxx.
Ka ilay mety mitady sipa efa za draraha sady matotra kokoa i lery ko.
Ilay madama miaraka @ bandy kely mety mbola te ho tanora na efa vizana koa ny vadiny kou.zay ihany aloha ny hitako hatr@ zao.
8. vegas ( 19/01/2005 17:41)
Ampatsiahivina antsika aloha fa hiaran\'ny lalàna ny mangala-badinolona an. Nefa matoa nisy lé lalàna de mazava ho azy fa be mpanao lé zavatra. Ze tsisy mpanao iany mantsy no tsisy lalàna matetika.
ja> za draharaha ve hoy enao? miankina amin\'ny lé bandy kosa ngamba io an.
9. ja ( 19/01/2005 17:47)
ilay madama no za draraha ka!
10. maditra ( 19/01/2005 18:39)
miaraka am\' madama mahazo fa tsy manome vola. Mahavoa double izany e. :-P :-P
11. vegas ( 19/01/2005 19:00)
ja> ra vao ram\'s tsy hanao raha nge lety de mandrary lé ramatoa koa no tsy bien entrainée e. Zay no tiko lazaina teo. Ra lisany zany sendra madama mianahana de efa mahazo miomehy an\'eritreritra sahady an\'lery hihihi.
maditra> tohanako ny hevitrao, raison hafa koa io zao.
12. iriniaina ( 19/01/2005 20:05)
io dia mitovy amilay rangahy antitra be mikoty sipa kely koa eh! ny volo efa fotsy nefa ny maso mbola apikapika refa mahita joba kely!
inona zao no raisons ry vegas ? satria antitra vao be ny tanora? dia mety otrizay koa le kozy fa tsy hoe misarakorako zany :-D :evil:
13. ikaretsaka ( 19/01/2005 20:17)
tena i \"dadabeanay \" an\'i jeneraly izany e!!
14. vegas ( 19/01/2005 20:25)
raison hikôtina madama no teneniko nge. fa ra raison hikôtina jôbakely njay ho an\'ny bainina efa antitra de ouuuuff bedebee. Ohatra vitsivitsy,ny sipakely:
- enjakenjana tsara (tsy tahaka ny andramatoa malezolezoka, tsy mapataotra anareo aho an lol)
- mavitribitrika hita oe matanjatanjaka kokoa
- tsy mila katrafay (azonao ngamba no tiko tenenina?)
- ....
dé mbola bedebe fa tsy mitovy lé rangahy mikôty sipakely sy ramatoa mikôty bandikely kosa aloha e.
15. ikaretsaka ( 19/01/2005 20:54)
samihafa tokao
16. lo ( 20/01/2005 04:57)
kapaina tsy hita fery ozy ry zalah zay :-D :-D :-D :twisted:
17. ikaretsaka ( 20/01/2005 05:19)
izay ko 1
18. iriniaina ( 20/01/2005 07:32)
vegas> inn no tsy mampitovy? we vehivavy ve no mikoty ? refa samy antimola zany e!
19. mihanta ( 20/01/2005 09:22)
vegas sao tokony hanasa lou kalou elà :-D
20. ikaretsaka ( 20/01/2005 16:17)
iriniaina, mihanta> io ambony io ny antony e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5293