Raison hikôtina madama (kely)

41. ikaretsaka ( 31/01/2005 21:46)
raha fantatr'ilay vady.... na ilay madama miodina io na ilay ramose miodina dia vinany be
fa ilay tsy fantatra no resaka eto ka
42. fijo ( 01/02/2005 21:24)
mahaiza manao ankiafina e
43. vegas ( 02/02/2005 19:52)
yonikafopl> refa tsy fantatra oa de tsy maninona. Mbola tia izy nge matoa manafina mafy e! Za alou tsy misikotra ôtran'ny an'ny sasany. Nen'ny sasany vao tara kely ramatoa de fanontanina zato amberivo. Nena ra vao tara de efa masaka zay ny kaly, hihihi.
44. fijo ( 03/02/2005 00:16)
marina ny an'ialahy,efa vonona ny repas
45. ikaretsaka ( 03/02/2005 01:45)
ekena!
46. vegas ( 03/02/2005 11:46)
Fa matoa efa vonona ny kaly de miomàna fa hatory aloha dé hisy raha eto anjoany.
47. fijo ( 04/02/2005 01:27)
hi hi hi izany ry poupou an
48. yonikafopl ( 04/02/2005 22:36)
hihihihhhihhhi =)) kaly ambony kaly ambany
49. cutie ( 04/02/2005 22:48)
hisy raha ahona vegas??
50. vegas ( 05/02/2005 12:44)
cutie> hisy vôkapokapoka fa madiditsa mianatsy ny mody tara.Kôpy ve toi? :lol:
51. ikaretsaka ( 05/02/2005 16:13)
lasa njay reto=))
52. fijo ( 08/02/2005 21:31)
andry ombin'ilay mora io ka ny aloha voasafosafo ny aoriana voakapokapoka
53. vegas ( 09/02/2005 09:53)
fijo:

andry ombin'ilay mora io ka ny aloha voasafosafo ny aoriana voakapokapoka

hihihi

54. fijo ( 09/02/2005 22:47)
izay hanaovana azy ko
55. Ramaso ( 20/02/2005 05:59)
he he he .. mersi sefo an!
56. dadabe ( 20/02/2005 10:22)
iza indray izany le?tsy maharaka aho le 8O
57. fijo ( 21/02/2005 23:52)
vakio avy ary ambony
58. Ramaso ( 23/02/2005 06:15)
ela letsy ra fijo tena bandy milay mihitsy ka! :lol:
59. fijo ( 23/02/2005 22:57)
milay aby tsika ka
60. ikaretsaka ( 24/02/2005 05:46)
reny letsy ny tena namana an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0973