Raison hikôtina madama (kely)
21. fijo
(
20/01/2005 21:01)
vegas le hoe madama tsy mipetaka aloha tsy marina foanana,ary tena sarotra ahifika io rehefa tahaka izay
23. yonikafopl
(
20/01/2005 21:29)
ary raha ny madamanareo no kotin\'ny bandy hafa, inn njay le raison, hanaiky ve nareo???
24. xxx
(
20/01/2005 21:46)
raha fantatra ange de tsy mety fa raha tsy fantatra dia afaka haninona ary?
25. ja
(
21/01/2005 08:18)
io ary fa niverina ny noteneniko ry vegas,ilay madama experimentée kokoa.tonga dia izy izany no mitarika ny diaha ko
26. petit
(
21/01/2005 14:35)
Tandremo fa miaraka @ reny madama ireny anie hono ka miadana na ara bola na ara mpiraisana ê! Hafahana mahalala fiainana bebekokoa. Mety misy maminy ao fa iza moa no mahala.
27. sweetpastry
(
21/01/2005 14:46)
mitombina daolo zany hevitrareo rehetra zany fa izao ary: reny madama ireny matoa miaraka @oul ivelan\'ny tokatranony dia tsy ampy fitiavana avy @ vadiny!
ka ra sanatria zany zakan\'le mpikoty de le mpikoty indray no kilalaon dramatoa! fa tsy mpilalao an dramatoa!
lol------
ka ra sanatria zany zakan\'le mpikoty de le mpikoty indray no kilalaon dramatoa! fa tsy mpilalao an dramatoa!
lol------
28. vegas
(
21/01/2005 19:06)
fiko> eny e, fa ra andavanandro kosa izy tsy afaka ny hijanona ela fa tsy maintsy mody amin\'ny ora fodiana. Ary marina ny teninla oe sarotra ahifika satria matoa efa mahavita miaraka amin\'ny olona ivelan\'ny tokatranony defa misy zavatra mahery ao zay: fitiavana.
yonikafopl> ny ahy yonikafosk ze te hikôty mahazo mikôty dôly a. Efa lébé sy manantsaina izy de afaka misafidy ze mahasoa azy. Ny anjaran\'ny tsirairay fotsiny no manao ze tsy mapalasa ny sain\'ny vadiny ho amin\'izany sehatra izany. Mifalia ra mba misy tia ny vadin\'ny tena. Fa kôtio alou de ho hita ra ahapezy. lol
Ary hono oa ry zareo,araraotiko kely: azo toriana ve ny mifankatia amin\'ny vadin\'olona eto amin\'ny net?

30. vegas
(
22/01/2005 12:46)
Tsy hoe mahatanty fa zay lé fianana. Adalako no te haka sipa tsiriritin\'ny olona de zay zany. Tsy fidiny ahy nge e.
31. petit
(
25/01/2005 13:18)
Zao koa ny tena antony, reny madama ireny efa nahita sy manana expérience betsaka kokoa dia mba ela dray no ampianarina ny momba momban\'ilay izy ê!. Mba mivadika ny tantara, izany hoe tsy ialahy intsony no mila be sosy fa i madama indray no mikarakara ê. :lol:
34. fijo
(
25/01/2005 21:29)
ikaretsaka ie na ef amanambady aza tena araldita mihintsy.
vegas marina any an\'ialahy.raha misy mikoty io efa lehibe sy misaina ka anjarany ny azy no mahita izay tiany.
vegas marina any an\'ialahy.raha misy mikoty io efa lehibe sy misaina ka anjarany ny azy no mahita izay tiany.
35. sweetpastry
(
29/01/2005 10:14)
yonikafopl> nga hkoa misy mifankatia @ vadin\'oul eto @ net??? hihihi! iny ndray no mbola tsy henoko! hay va re!
37. ikaretsaka
(
30/01/2005 02:58)
:roll: misy mamorona na tsy manana masi mihery tsara koa ato izany :roll:
38. sweetpastry
(
31/01/2005 17:12)
yonikafopl> ka tsy azoko ange le fanontaniana e! azavao tsara hoe! 8O
39. ikaretsaka
(
31/01/2005 19:28)
ko efa hoe inona ny raisona hikotiana madama ko (vehivavy efa manambady)
tsy voatery @ net fa @ fiainana rehetra!
tsy voatery @ net fa @ fiainana rehetra!
40. yonikafopl
(
31/01/2005 20:51)
sweetpastry aleo haveriko
ary raha ny madamanareo no kotin'ny bandy hafa, inona indray ny raison, manaiky ve nareo??
ary raha ny madamanareo no kotin'ny bandy hafa, inona indray ny raison, manaiky ve nareo??