Raison hikôtina madama (kely)
64. stephane197
(
05/05/2005 08:29)
Voaozona rehefa antitra ê! d mitady tanora! d lasa daholo na madam na rams fa tsisy fotsy volo eo.Mbola lokoana ko ne io ê! Ilay ary ambanimbany ary no tsy fantatro na voaloko!
68. welie
(
20/05/2005 13:56)
Indrindra raha madamakely manjamanjakely no mi-spons dé tena lasa doly nareo reo fa aza mody ann eo e! Hihihi... :-P
69. pitchou
(
20/05/2005 21:33)
d refaveo manokatra lohahevitra hoe:le madamakely ve tsy maintsy resaka vola foana no iarahany @ bandy e!:D
70. vegas
(
26/05/2005 20:21)
embikembeno iany ny madaman'lisany lety e! zava misy lé izy fa aza de varina mimémé ato amin'ny ity forum ity eo. Aiza zao ny madaman'la mamaky an'ity io? hihihi.
71. ft
(
07/08/2005 16:36)
ouz vegas:
Ary hono oa ry zareo,araraotiko kely: azo toriana ve ny mifankatia amin'ny vadin'olona eto amin'ny net?
dé ouz zà:
mitandrema enao fa efa oul firy no ni-porter plainte @ ataonao io!!
hihihi ary tohizo klou ty resaka ty é!! mihanahana lé MADAMAKELY fa tsy nisy resaka tsony!! sa ahona vegas??
75. vegas
(
04/11/2005 09:02)
ft> "amin'ny ataonao io!!" tsssss. De inona hono ny sazy nahazo lé bandy? sa le sipa no voasazy?