Liste des messages
Liste des messages, inserés par vegas, par ordre de date
vegas
(
09/03/2013 00:45)
Fanekena ny fangatahana hiditra membre @ discussion
Miarahaba Hery, possible ve anaovana système cochage ny fanekena ireo fangatahan'oul hiditra membre amin'ny dinika manokana (lasa vondrona izy ankehitriny ra tsy diso aho). Tena ela be lay miclik tsi...
suite
vegas
(
07/09/2008 23:45)
Sary depuis profil
Tsy hita tsony lé bouton ijerevana sarin'ilay olona avy ao amin'ny profil-ny.
Aona ny fika?...
suite
répondu par vegas le 08/09/2008 10:49
vegas
(
13/08/2008 14:15)
Michael PHELPS
Tsy efa tsondro ve no azo ilazana an'iny olona iray iny?
25 records du monde!! Mahalasa saina be. Légende....
suite
répondu par fijo le 27/08/2008 21:07
vegas
(
05/08/2008 12:51)
Sao misy mahay mi-hacké psp slim?
Ny lohateny mahalaza azy. Mila vonjy o!...
suite
répondu par bazylou le 07/08/2008 23:07
vegas
(
16/03/2006 19:11)
Blagues Salées sy ny Blagues teny vazaha
Marina fa misy blague tsy mampiomé raha tsy atao amin'ny teny vazaha, kanefa mba tina ho tantaraina.
Misy koa ny blague tena mampiomé be ary tena manapatsinay mihintsy, fa saingy salées.
Ka ho an...
suite
répondu par Veloo le 19/03/2006 03:33
vegas
(
12/03/2006 23:50)
Belge roalahy tany foulpointe
Sambany vao nahita ranomasina hono izy 'reto belge roalahy dia mba samy nameno tavoahangy tsirairay avy mba hatao souvenir, sady marre haute koa tamin'izay.
Niverina izy roalahy ny tolakandro, lasa m...
suite
répondu par kala le 21/03/2006 12:00
vegas
(
12/03/2006 14:00)
Iza i Domoina Ratovozanany?
Mba te ahalala ny sangan'asany hafa aho raha misy mahalala fa tena mampiaky ahy koa ny poéme-ny.
Rariny raha efa nahazo Concours de Poésie izy.
http://www.poesieetcitationsdamour.com/PoemeDAmour48...
suite
répondu par hasiniony le 15/04/2006 07:49
vegas
(
08/03/2006 19:50)
Fetin'ny lehilahy efa isanandro, ankoatra ny 08 mars!!
Azo eritreretina ve?...
suite
répondu par lolyony le 19/03/2006 22:27
vegas
(
21/02/2006 22:48)
Hanao sa tsy hanao?
Raha tsy mpanao raharaha lisany nefa nisy fotoana nanao tampoka ndray dia iny no tena lasa tin'ny vadin'lisany be. Nefa raha mpanao raharaha ndray de lasa tsy nanao tampoka, mino aho fa ho kivy izy ka...
suite
répondu par LEMOTA le 28/07/2006 07:22
vegas
(
24/01/2006 17:35)
Sipa mipasaka aloan'ny mariazy: tena olana ve?
Anontaniana ny hevitry lisany. Misy sipa mihevitra fa tsy azoazon'ny bandy hono ny sipa ho vadiny ra tsy virja. Iza tamin'lisany no namoaka an'izany lainga be zany? Zao le sipa lasa bedebe ny tsy mety...
suite
répondu par hertix le 13/02/2006 02:49
vegas
(
15/12/2005 01:37)
Malagasy eto Suisse sy ny manodidina (FR , DE , IT )
[list] [color=red][b][size=18]LE PLUS GRAND REVEILLON MALGACHE[/size][/b][/color][/list]
[b][color=black]Adiresy tokana ny alin'ny 31 desambra 2005 :[/color]
[list][color=blue]Salle ...
suite
répondu par vegas le 23/12/2005 17:44
vegas
(
11/11/2005 12:16)
Ity trosa trosa ity!
Mba mangataka hevitra avy aminareo azafady o!
Efa manomboka leo aho ka tsy hitako intsony izay atao. Ny olona maika ery rehefa ihindrambola nefa rehefa hamerina toa malaina be ihany.
Inona kay no az...
suite
répondu par dadabe le 13/01/2006 06:51
vegas
(
11/11/2005 02:15)
Mety ahasoa: midézoné lecteur dvd pc.
Mba hialana amin'ilay resaka zone mandreraka amin'ny lecteur dvd sur ordi dia ity misy fika hanalana izany. Afaka ijerenao film rehetra amizay ny ordi anao, lasa multizone.
http://www.slysoft.com/en/...
suite
répondu par tsoutsoutra le 24/02/2006 18:01
vegas
(
28/10/2005 10:43)
Dinika manokana nofafana.
Mangataka fanazavana kely azafady.
Maninona no voafafa ny dinika manokana nosoratanay nefa izy efa hoe dinika manokana? Tsy natao ho an'ny besinimaro fa efa mba privé.
Misaotra amin'ny fanazavana....
suite
répondu par pissoa le 30/10/2005 18:15
vegas
(
20/10/2005 17:59)
Heritreritra kiadaladala fa mety mitombina
Sao dia tokony fafana ny lohateny efa mihoatra ny tapabolana na ray volana fa efa tsy hita tsony ze maha vaovao tselatra azy? Amizay izy tena hita oe mitselatra tokoa, zay mianahana any de ho taraiky ...
suite
répondu par tangalamaitso le 04/11/2005 06:26
vegas
(
20/10/2005 17:05)
Bandy midrague rahavavimbadiny
Euh... mba te anontany kely ny hevitrareo. Betsaka ve ny cas ohatran'io efa itanareo? Curieux be!
Vadin-joky kilalaonjandry tokoa ve? Na koa oe vadinjandry kalesan-joky? lol...
suite
répondu par Ragadona le 16/11/2005 11:13
vegas
(
07/10/2005 04:06)
Gasy tia lanonana eto Suisse
Mety tato no tokony nasiako ity fa ialako tsiny
http://serasera.org/forum/index.php?rub=message&msgid=m4345ed46a92a7&PHPSESSID=2dc30217ab0b9abd892600ddf8889d50
merci et à tres bientot....
suite
vegas
(
07/10/2005 03:36)
Malagasy eto Switzerland sy ny manodidina.
Dia ho raiketina tokotrany izany ilay karazana kilalao miendrika fifaninana, sady fitsangatsanganana ihany koa, zay ho atao eto Lausanne (Suisse) amin\'ny Alahady 30 oktobra 2005.
Ireto avy ny lalao...
suite
répondu par chipie1 le 04/12/2005 18:17
vegas
(
04/10/2005 22:13)
Vady tsy avela mandefa vola any dago
Tsy honohono ny ahy zalahy, masoko zao nahita! Zaho tsy havandy e, fomban'ny lehilahy sasany aty andafy no tsy mba manome vola ny vadiny fa sao de mandefa vola any dago. Mba normal ve zany? De maninon...
suite
répondu par antonielle le 29/11/2005 08:57
vegas
(
01/10/2005 20:29)
Faritra aiza no tsara sipa eto madagascar?
Ra ny fahitan'lisany azy, aiza ho aiza eto madagasikara no tena misy ny sipa manja.
Ra ny hevitro alou zany de any amin'ny faritr'i Morondava....
suite
répondu par hertix le 14/01/2006 14:19
