Fetin'ny lehilahy efa isanandro, ankoatra ny 08 mars!!
3. patrick2002
(
09/03/2006 02:09)
Tena marina leitsy izany ah! izay no mahatonga ny vehivavy hitaky,ny zony.Inona moa leitsy izaho,ny zavatra hataon'ny vehivavy,eto @ ity fiainana ity no tsy lazainy fa fanambaniana azy.Hatao manao lavavolo,tsy mety fa te hanao raser,hasaina manao jupe tsy mety fa manao pataloha ,asaina misilipy,lasa indray manao string, tenenina hoe aza misilipo intsony aza eh!ialahy indray no lazainy fa mivarotra azy:roll::roll:
6. ravatorano
(
09/03/2006 04:35)
patrick2002< :-D:-D:-D:-D:-D:-D
lalin tsaina zany raha akama ah
manaiky za sady miombokevitra amin lah kle
=D=D=D=D
lalin tsaina zany raha akama ah
manaiky za sady miombokevitra amin lah kle
=D=D=D=D
7. pissoa
(
09/03/2006 04:55)
Teo zah tapa-tsinay be fotsiny fa mampme be i patrick ... fa izao:
Ilay resaka zo kosa avadikareo an'io resaka fitafiana sy ny tariny io (fotsiny) foana e! Ny zo notakian'ny vehivavy tamin'ny fotoan'androny dia zo toy ny hoe dia mba ho afaka mandranto fianarana, dia mba afaka mifidy sy milatsaka ho fidiana ihany koa. En bref, nitaky mba ho feno ny zo maha-olona sy maha-olom-pirenena toy ny lehilahy ihany.
Ny resaka manao string sy manao pataloha, iny angamba aferanareo sy ny sipa na vadinareo fa tsy hoe vehivavy mitaky zo izany intsony.

8. Fiffi
(
09/03/2006 05:53)
dia inona hono no ataon'ny lhl isanan'andro raha fetinareo isan'andro ? Raha resaka fety izany aloha dia lasa misotro taoko foana ve ? :-D:-D:-D:-D:-D
11. majakely
(
09/03/2006 07:24)
:x,reto lelah reto kou tsy mahay ny tena dikan'ny le 8 marsa de manova resaka fotsiny,,tsss,pfff...mahasosotra...
13. hery
(
09/03/2006 08:38)
Zah kou hitaky zo:
- Zo mba tsy dia hanao asa mafy loatra (fa mba malemilemy koa...)
- Zo mba hovonjena aloha raha sendra misy traboina (fa tsy ny vehivavy foana)
- Zo mba hahazo tombony rehefa misy fisaraham-panambadiana (fa tsy hoe ny vehivavy no jerena kokoa)
- Zo mba hitovy zo amin'ny vehivavy ... amin'ny état tena maha vehivavy azy fa tsy ilay izy efa mitady hitovy @ lehilahy

14. pika
(
09/03/2006 09:06)
:-D:-D:-D zo ve hitovy @ nanaovana ny vhv ka nahatonga ny andron'ny 8 martsa :roll:
15. lapino
(
09/03/2006 12:17)
hery, http://fr.news.yahoo.com/09032006/202/etats-unis-des-hommes-demandent-un-droit-ne-pas-etre.html misy somary mitovy hevitra amin'izany :)
16. ravakamalala
(
09/03/2006 12:47)
:-D:-D manandrama manao sarim bavy fa mety maazo atsasaka zo:-D:-D
17. vivi
(
09/03/2006 17:28)
o, ry lapino a!, izy kosa no t hanao eo koa , @ manaraka tokony mi-masta raha izany fa tsy mitakitaky zava-poana!, ary ilay tribonaly koa adala ihany raha manaiky anio satria olona mpanary zanaka , bandy tsssss!, mba misy fitakiana milay noho izao kosa e!
18. patrick2002
(
09/03/2006 17:53)
Fiffi:
dia inona hono no ataon'ny lhl isanan'andro raha fetinareo isan'andro ? Raha resaka fety izany aloha dia lasa misotro taoko foana ve ? :-D:-D:-D:-D:-D
Ny hataonay dia manetsetra ny hoe aiza no misy sahan'ny edena vaovao, dia samy mangataka an'izay adriamanitra hivavahany eo,na zanahary,izay mety heh.:D,efa lany andro hono manko ilay teny hoe ny lahy no lohan'ny vavy,efa samby mitarika hono eh!
Nefa dia mazava tsara no nanandratana an'i VICTOIRE RASOAMANARIVO ho olontsambatra fa ny faharetana,fitiavana,ary finoana,ka dia ho ela-velona ny 8 Marsa=D=D
19. Fiffi
(
10/03/2006 05:11)
patrick: dia ataovy @ fahendrena sy hiaraham-bavaka daholo izay tadiavina sy hirina !
20. corallie
(
10/03/2006 09:20)
ary lesany koa raha hiady zo @ vehivavy de voalohany !
sady 24heure tsy niasa ! vao maika ampy tsara mits ! hihi
mba mangataha koa nareo na de hoe ny hirava aloa fotsiny aza fa reraka . any e !
sao de heverinareo fa malemy koa ary ny asany vehivavy . reny no tena mahavita be nohony lehilahy eo @ asa , nareo lehilahy mora reraka kely , tsy andry intsony izay ahatongavany zoma