Iza i Domoina Ratovozanany?

1. vegas ( 12/03/2006 14:00)
Mba te ahalala ny sangan'asany hafa aho raha misy mahalala fa tena mampiaky ahy koa ny poéme-ny.
Rariny raha efa nahazo Concours de Poésie izy.
http://www.poesieetcitationsdamour.com/PoemeDAmour48.html ny santionany
Manana boky ve izy na otrotran'izany?
novalian'i hasiniony ny 15/04/2006 07:49
2. dadabe ( 12/03/2006 16:35)
:°):°)
3. Fiffi ( 12/03/2006 17:10)
tena tsara be daholo izany poésies nataony zany an!
4. vegas ( 12/03/2006 19:19)
Mbola azy ihany koa ity: http://www.poesieetcitationsdamour.com/PoemeDAmour49.html
5. vegas ( 12/03/2006 19:31)
Mbola izy ihany, Chapeau e!
http://www.poesieetcitationsdamour.com/PoemeDAmour63.html
6. Fiffi ( 12/03/2006 19:53)
be dia be mihintsy ny hitako ry vegas an! ary tena tsara be daholo ka tsy hita izay safidihanana !
7. hasiniony ( 15/04/2006 07:49)
Ny asa soratry ny mpanoratra dia tapany ihany fa ny mpamaky no mameno azy ho erany"

Mizy hevitra tovozina
Misy zavatra ratovina
Ary noho ireo poeta
Dia misy foana ny hetaheta!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1075