Heritreritra kiadaladala fa mety mitombina

1. vegas ( 20/10/2005 17:59)
Sao dia tokony fafana ny lohateny efa mihoatra ny tapabolana na ray volana fa efa tsy hita tsony ze maha vaovao tselatra azy? Amizay izy tena hita oe mitselatra tokoa, zay mianahana any de ho taraiky tsy ahita ny fitselarany.;-);-);-);-);-)
2. Veloo ( 20/10/2005 21:26)
Ie marina tokoa izany :wink:
3. jajaf401 ( 21/10/2005 03:02)
Aza atao an'izany moa eeeeeeeeee!
zahay aza misy fotoana tsy mahita net mandritry ny tapa-bolana de !!!!!!! :-D:-D:-D
hilazana ny efa ve? :?::?:
De manoratra zahay aty afara eritreretinay mbola mitselatra nefa efa nitselatra tao aliha ilay izy de tsy wen ve ?? :-D:-D:-D

Aleo hitselatra foana na jusque 2010 eh !!
4. pika ( 21/10/2005 05:11)
misy koa anie ny namana vao2 e dia tsy arany intsony hoe inona moa ny lohahevitra efa nisy tato dia raha mamerina izy de nareo indray no hitsikera hoe efa noresahina tato izany dia lasa tsy kivy izy
5. pika ( 21/10/2005 05:12)
mba afaka mahalala izay vaovao tselatra teo aloha izy dia milay foana ka fa mba heritaona hoe
6. Herimiafina ( 23/10/2005 02:42)
Mety misy vaovao mitselatra foana anie mifandray amin'iny titra iny e.
7. jentilisa ( 03/11/2005 08:05)
aleo mba hitselatselatra izay te-hitselatra e!
8. tangalamaitso ( 04/11/2005 06:26)
Amin'ny maha tselatra ilay vaovao, dia mbola mety hisy fiovàna na vaovao fanampiny ilay vaovao. Koa raha toa ka heverintsika fa tsy hiova intsony io vaovao io na tsy hisy vaovao fanampiny intsony, dia tsy dia maninona loatra ny hamafàna azy. raha toa kosa heverina fa mbola hiampy io vaovao io dia aleo aloha tsy hofafàna. Mahafinaritra @ izay fotoana izay fa ho lasa liam-baovao sy tia mikaro-baovao ny namana rehetra, dia mety ho lasa mpanao gezety kely na dia tsy matianona aza e! sa ahoana !!!!!!!!!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3052