Michael PHELPS

1. vegas ( 13/08/2008 14:15)
Tsy efa tsondro ve no azo ilazana an'iny olona iray iny?
25 records du monde!! Mahalasa saina be. LĂ©gende.
novalian'i fijo ny 27/08/2008 21:07
2. Herimiafina ( 13/08/2008 15:46)
Ireny efa trondro handaniana vola be ka normal raha mba mamaly babena kely izy.
Ary Manaudou hono mba aiza e? :^)
3. ainaheri ( 13/08/2008 16:09)
Ny an'i Manaudou nafangarony ny X sy ny Spaoro kou hihi,tsy navela navoaka mou ilay sary...malazalaza kely d :? .....
4. vegas ( 13/08/2008 16:48)
ainaheri> iza milaza anla fa tsy nivoaka ny sary? Jereo any amin'ny torrent fa tonga de ny sary rehetra mihintsy no any.
5. hery ( 13/08/2008 18:38)
I Phelps toa manana havokavoka goavana mihitsy @ habe-n'ny lamosiny. Fa sympa klou i leiry... manampy daholo angmaba zany.

Ny blem-n'i Manaudou klou otran'ny hoe ilay izy niova mpanazatra iny. Ilay mpanazatra azy taloha mantsy tsy nitsitsitsitsy mihitsy ka nahazoany performances goavana. Fa amin'izao ohatran'ny tsss.

Avy eo izy indray no mitomany...

Fa ilay resaka hoe X sy Y toa vao mainka aza iny mety ho nahatsara azy satria nampalaza... fa tsy hainy ny nanararaotra azy e.
6. Herimiafina ( 13/08/2008 20:59)
Tsy somary fanahy iniana naparitaka ihany ve ilay resaka X sy Y? :^)
7. vegas ( 14/08/2008 13:27)
Ny X ra Herimiafina tsy atao fanahiniana aparitaka zany fa tonga de miparitaka rapida be vao misy hirika. Fa na ny ordi an'ndrangahy io ara azo angalana ny sarin'drangahy refa tena ilain'ndry lerony ny momba andrangahy.
8. Herimiafina ( 14/08/2008 14:03)
:-D Ny an'ny sasany toa tena fanahy iniana aparitaka mihintsy rehefa mba mihena izay ny popularité knou, mampitombo flux koa io e! :-D
Fa inona moa no azo alaina ato amin'ny ordi, ny tena sady tsy sportif no tsy misy jerena, sa asa? numero carte de credit ve? :-D
9. ikaretsaka ( 15/08/2008 04:42)
ny anay go Bekintana ihany rehefa tsy hahazo ny gasy eee :-D :-D :-D
10. Herimiafina ( 15/08/2008 14:58)
Tena ho tratran'i Phelps ihany ve ny tanjony? Ny handrombaka ny amboara athleta nahazo medaly betsaka indrindra hatramin'izay mandritry ny olympika. Vao azon'ileiry indray mantsy ny medaly faha-6, roa sisa dia tratrany io tanjona io. :^)
11. bazylou ( 16/08/2008 20:03)
Ireny ny an'ny olona fa tsy ilaozana miady parasy fotsiny ao aminn'y federation!! tsy maintsy hoe gisitra foana le gasy e :-P :-P
12. fijo ( 27/08/2008 21:07)
i manaudou ny sainy no voa.tsy milaminany sainy,de ireny ita ireny ny vokany.
tandremo fa i phelps tsy dia havanana tamin'ny lomano rehetra an.fa nisy ny namany nanampy azy koa.tsy manala ny fitiavako azy izany fa mba filazana ny misy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5238