Vady tsy avela mandefa vola any dago
1. vegas
(
04/10/2005 22:13)
Tsy honohono ny ahy zalahy, masoko zao nahita! Zaho tsy havandy e, fomban'ny lehilahy sasany aty andafy no tsy mba manome vola ny vadiny fa sao de mandefa vola any dago. Mba normal ve zany? De maninona nefa ra mba mandefa? mba ho an'ny rafozany ihany iny nefa nge, sady le any mba mila fanampiana fa tsy tafavoaka.
Ahoana ny hevitrareo? Efa nahita cas otrizany koa ve?

novalian'i antonielle ny 29/11/2005 08:57
2. Herimiafina
(
04/10/2005 22:38)
Arakarak'ilay fianakams io kah.
Ny eo antanana aty andafy ve tsy ampy de omena olona any Dago sambatra be indray.
Fa misy kou mpivady lebany be de mandefa vola foana.
Filozofia tsika afrikana mantsy ilay hoe: "manambady olona iray enao de manambady ny fianakams ny koa".
Betsaka ny manao hoe ratsy io nefa betsaka koa ny manao hoe tsara io. Fa le izy tsy azo zeneralizena fa misy mahatsara azy misy maharatsy azy.
Matetika ny olona aty andafy sahirana vao mahazo vola, nefa mbola eo ihany le mitsetra kely ny any Dago koa, ka tokony organiser-na tsara ny fandefasana vola any fa raha ny ao antrano ve no tsy hisy dia maninona no omena olona na dia akaiky aza izy ireo.
Rehefa mahay mandanjalanja tsar hoe ampy ny eo vao manome, fa tsy isaky izay mahatsiaro.

3. maditra
(
05/10/2005 01:03)
Herimiafina> ahoana aloha ny ahaizan'la hoe ampy an'nakah ity volako ity ka hizara amin'izay zah. Zah aloha raha tsy manana mazava loatra tsy afaka mandefa fa raha mba misy kely kosa zah dia ihafiako iny, zaraiko amin'ny fianakams. Fa izay aloha ny mahatsara ny tsy manambady e. Fa raha ohatra ka hiandry ny ampy vao manome ny havana dia tapitra foana izao tontolo izao fa tsy misy fifampizarana izany eto. :( :?
4. lilbon
(
05/10/2005 03:55)
izao kou angamba ilay izy e!
raha vady no avela aty madagasikara , de andefasana vola de mieritreritra ry zalahy we sao de mandefa vola ho an'i le rival koa .=))=))=))

5. Herimiafina
(
05/10/2005 05:29)
Mampididoza io resabola io.
Ny ahhafantarana hoe efa afaka manome de izao:
-Stabla tsara aloha ny fidirambola.
-Mahazaka tsara ny charge fixes rehetra: hofantrano, jiro sy rano, hetra, sns.
-Mahazaka tsara ny fivelomana, ny lasantisn'ny vam, fianaran'ny zàzà, sns.
Dia manana marza misimisy hanaovana plezira isankarazany.
Ka refa mandefa vola dia tsy maintsy ilay eo amin'ilay plezira no ahena fa tsy ary amin'ireo charge fixe sy ny hafa ireo.
Arakaraka ny fihafiana zakan'ny tena kou io e.

6. fasaly
(
05/10/2005 09:41)
betsaka ny tsy mi copr otsan'izany e! surtout izy manambady vazaha satria tsy zàtra an'izany ry zareo, ka ny fanafodiny de mila miasa izy de mandefa vola miafina e! tsy miandry fotsiny ny omena eo foana fa he izany izy aza hoe sao de mandefa vola any dago, fa raha gasy indray ny vadiny de fombanjavatra fa samy miaro ny volany de mbola lay resaka fitiavantena keky ihany e!
7. radriana
(
05/10/2005 11:58)
Tiako be ilay sujet fa tsy hitako raha tsy androany,
Vegas, izaho vehivavy fa d'accord @ lehilahy tsy mamela ny vadiny mandefa vola any @ fianakams aho. Samy mifoha maraina sy mody hariva izao ihany mitady vola fa tsy misy tangosana fotsiny, izay ilay tena manome fausses idées an'ny gasy any dago hoe manambola be sy misy maniry hoatran'ny anana aty. Ny aty rahateo efa dedaka dia mampiseho fa manambola. Amiko izany tsy fitiavantena araka ny tenin'i Fasaly fa raha mbola te hamelona ny fianakavianao any dago ianao tokony tsy mbola hanambady, rehefa manambady amanjanaka ianao dia efa ireny indray izao ny fianakavianao tsy maintsy adidinao aloha vao mitsinjo ny hafa raha misy ambony. Aiza ve rangahy, ny an'ny sasany, ny ankizy mihinana sakafo mauvaise qualité, ny akanjo vidiana any @ tati fa ny volan'ny dago tsy maintsy alefa, tena mampalahelo ny vady amanjanaka

8. sasa
(
05/10/2005 12:29)
radriana ka itsy sizé ity kou aza anie vao androany e hi hi hi hi !
amiko aloha raha misy ny alefa d mandefa e, fa raha tsy mitsy aza ampihafiana noho izany ny vady aman-janaka fa mampalahelo, raha tsy hoe marary angaha ohatra ny raiamandreny hoe, raha izay indray kosa d mba tokony hanao sacrifice kely satria mety tena mila vola ny aty Dago amzay, sady le fianakaviana izany, raha ny raiamandreninao d tokony mba handefasanao, tsy d le vola loatra manko no ilainy fa le fahatsiarovanao azy, ary tena anisan'ny fahafinaretan'izy ireo izany, fa raha ny fianakaviana hafa ohatra hoe tantine sy tonton sy ny mpiray tampo aminao, an an an tsy natao handefasana ireny kan, samy mbola tanora manko kou.
Tokony mba ho jerena tsara izany hoe iza le olona tokony handefasana vola e, d milamina.

9. Herimiafina
(
05/10/2005 14:16)
Tena favy kou enao ty ry sasa an. Voavalinao sahady le fanontaniana nampiheritreritra an'i herimiafina roa andro be zao.heheheheheh:-D:-D:-D:-D
Misy priorité le izy, zay le mot PRIORITÉ.
Raha misy marary mila vola sy fahatsiarovana dia adidy ny mandefa vola hanampiana satria ny ain'olona ambony foana. hehehehehehe.

10. fasaly
(
05/10/2005 15:07)
radriana,
izaho aloha raha manana de manampy foana na mafy aza ny fazahoana ilay vola e! eny ary atao ho tsy fitiavantena, fa mba ho mandry ve ny sainao raha ohatra fanatrao zao fa mila fanampiana lay olona any de odianao ho fanina ohatra, ianao zao ohatra mividy kiraro na 50 euro aty, nefa ny any antsasaky ny karamanjareo any ohatra, de mampaninona no manao sacrifice kely tsy mividy izay ohatra fa alefa ho an'ny fianakams atao fanampaiana, tsy hitako zay mahadiso ny fanampaiana havana na olona ory eo amy fiainana....:wink:

11. yonikafopl
(
05/10/2005 15:16)
Raha mandinika aho an, za sahirana mandefa vola fonafona, fa isaky ny miantso na mandray taratasy de ny fahasarotan'ny fiainana sy ny fahasahiranana no betsaka ao, de mitsetra ny tena de mandefa fona,, hay ry zareo any, mizesta am portable sy fiara dolidoly. De mba manontany tena ihany we heverinjareo tangosana eny am arabe ve le dolara aty eee:roll::roll::roll:.
Nefa na izany aza, mandefa ihany rehefa misy ny alefa, tsy hanenenana ny soa atao.:)

12. ravakamalala
(
05/10/2005 15:36)
fasaly >=D marina ny andry! sady raha oharina anie dia 10 euros lanilany am tsisy dikany anie ka efa 120000 fmg e! Mahavita zavatra bdb izany any Dago noho ny aty, dia tena mahafaty ve ilay mandefa,
fa marina aloha fa tsy maintsy asiana priorité e! Tsy ho lalakitakisoa koa izy ity

13. Herimiafina
(
05/10/2005 15:38)
Iza njay zany lazainao fa kisoa mikitakita làlana izany ry ravakamalala. hihihihi:-D:-D:-D:-D
14. fasaly
(
05/10/2005 15:52)
ravaka:
ka zay wa! tsy hoe handefa foana tsy misy fetra anie fa raha mba malalaka kely ara-bola iny enao de mba mandefa e! ny any ngah ho ampy zany mintsy e!
hitako tsara mintsy ny halafosan'ny fiainana any
misosa be mintsny izany hatao hoe 1.000.000 fmg zany any nefa inona no tena azony fa zavatra tsy de manao ahoana akory. misy ny lalankita kisoa fa enao no mametra lay izy de zay ny zava-dehibe de ny fanampiana azy ireo sy ilay soa kely hatao e!...tsy mahafaty antoka mintsy. olon-kafa aza ampiana kou!

15. ravakamalala
(
05/10/2005 16:00)
Herimiafina > Marary mihitsy ny kiboko ato amin ny rediredinao! saika latsaka ny pi..-ko.=))=))=))
16. Herimiafina
(
05/10/2005 16:11)
Tanjemo sao maimbo ampy ary e. hehehehehe:-D
Zay vao lany eo le vola saika alefa any Dago, lany ividianana savony hanasana slipy. hehehehee:-D

17. fasaly
(
05/10/2005 16:38)
fangah zany ihany, lany amy déo atao any amilay izy fa zany hoe maimbo ampy zany....
18. Herimiafina
(
05/10/2005 16:41)
Taiky votsotra amizany ny hoditra malemy, mihongotra ny volon'ny fika, masaka, heinn.
Enao ty ry fasaly an. tsy te-hahita zah. hehehe:-D:-D:-D:-D

19. tsikysarika
(
05/10/2005 17:38)
ié sarotra ihany io resam bola io ka,
fa ny hevitro manonkana aloha dia normalina ny vadiny ,rahatsy manaiky ny handefasana ny vola any @ havanao any dago satria izy kosa ve no miasa, 1 na 2fois manomé izy no miteny, fa ny ho lava kosa angamba dia tsy hanaiky izy, tsy diso izy fa @ maha olom belona azy logique ny azy, fa ny fanafodiny dia aleo miasa ianao fa tsy miandry fotsiny ny volany vadinao, raha misy ny fitiavanao ireo havanao mila fanampiana any dago, eny tsy mora ny mahita asa, fa hapetrakao eo am pelatanany andrimanaitra izany,za manonkana aloa dia aty tany lavitra ao, tsy mandry ny heritreritro ratsy mandefa fanampiana kely hoan ireo havako aho e, na dia kely aza
fa miteraka fijaliana eo @ fiainako ilay izy ratsy mandefa aho
izay no mba hevitro fa tsy aiko ianareo na d accord
veloma daholo e