Vady tsy avela mandefa vola any dago

41. lilbon ( 08/10/2005 04:40)
fasaly>
tairo njay aza ny ramanonaka party miaraka amy menakely e!
miam miam hihihihi:-D:-D:-D
42. fasaly ( 08/10/2005 13:46)
:-P
43. Herimiafina ( 10/10/2005 01:58)
tati, tati, tati, tati, tati, tati, inn hoa io tati io? Zafady.
44. ravakamalala ( 10/10/2005 13:03)
:-D:-D:-D

tati re ry herimiafina magasin solderie a! misy izay ilaina rehetra (fitafy, haingotrano, vaisselle...), mora vidy, fa manaraka izay vidiny izay koa ny qualité-ny.

Somary malaza ratsy izy io satria ny olona tsy dia manana fahafaha mividy no mankany.

45. Herimiafina ( 10/10/2005 13:25)
ötsan'lé mpivarotra Fripy ireny zany raha azoko tsara an?

Misy Parka, gants, cagoula, ve any ry ravakamalala, fa tena ôtsan'ny hilatsaka sahady le lanezy aty aminay aty kou.

Saika hadinoko, misy kilaoty polaire ve fa mangitsy nedala, hehehehehehe :-D:-D:-D:-D

46. ravakamalala ( 10/10/2005 13:41)
Herimiafina
:-D:-D

Tsy fripy fa zavatra vaovao no amidy ao ka!!

Misy an ireo lazainao rehetra ireo afa tsy ilay kilaoty polaire, fa afaka hanjairana ianao rha tianao, omeo ny refy!!!:-D
47. Herimiafina ( 10/10/2005 14:15)
Anjaso fa asiako webcam de refesinao avy any mahintsiny, hehehehehehe.:-D:-D:-D:-D
SDe aza adino le garazy kely lavalava an. hehehehe:-D:-D
48. hesham ( 16/10/2005 17:04)
:-D:-D:-D:-D:-D
49. Herimiafina ( 16/10/2005 22:39)
Ary hesham ngah mba mahy manjaitsa kilaoty polaira? :-D
50. hesham ( 16/10/2005 22:48)
Sady tsy mahay no tsy te hianatra .
51. Herimiafina ( 20/10/2005 03:53)
He, mba ratsy kou zany sipa tsy mahay manjaitra izany, rovitra kilaoty, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
52. xxx ( 24/11/2005 20:59)
aretina io ry akama à!,matetika anie de le fianakams any dago mihintsy indrai2 no manao pression ankolaka na mivantana satria heveriny fa rehefa aty an-dafy no mipetraka na mianatra de be vola izay e(en+ tsy fantatry ry zareo tsara fa aty aza mbola mafy noho ny any ny fiainana),de noho ny fahatsapan'ny malagasy sasany mipetraka ivelan'ny madagasikara an'io toe-javatra iray io no tsy hiverenany any satria matahotra izy reo fa ho avy daholo @zay ny diso hevitra,azo atao ady hevitra manokana io ho an'izay liana.
53. xxx ( 24/11/2005 21:02)

54. antonielle ( 29/11/2005 08:57)
lilbon:

izao kou angamba ilay izy e!
raha vady no avela aty madagasikara , de andefasana vola de mieritreritra ry zalahy we sao de mandefa vola ho an'i le rival koa .=))=))=))

hihihi elah an de za andefasana vola ary e
fantatr'ela ve iza za alou
bisous vadimalalako
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3127