Blagues Salées sy ny Blagues teny vazaha

1. vegas ( 16/03/2006 19:11)
Marina fa misy blague tsy mampiomé raha tsy atao amin'ny teny vazaha, kanefa mba tina ho tantaraina.
Misy koa ny blague tena mampiomé be ary tena manapatsinay mihintsy, fa saingy salées.
Ka ho antsika vôelingelina amin'ireo zavatra ireo dia efa misy ny Forum natokana indrindra ho an'izany.
Azo atao ny teny vazaha, azo atao ny blagues salées (satria efa nampitandremana ny olona ary nanaiky fa mihoatra ny 18 taona sy mahazaka resaka tsy fanao andavanandro)
Raha te hiditra any dia midira:
Dinika manokana -> Amin'ny fomba malalaka, tsy misy bedy.

Marihina fa mbola jeren'ny tompon'andraikitra ny mombamomba anao aloha vao afaka miditra enao.

répondu par Veloo le 19/03/2006 03:33
2. Veloo ( 16/03/2006 19:15)
vegas misaotra eeeeee:wink:
3. Fiffi ( 16/03/2006 20:14)
=D=D=D=D
4. Veloo ( 16/03/2006 20:36)
5. dadabe ( 17/03/2006 03:48)
tsy azoko :roll:
6. Veloo ( 17/03/2006 03:56)
:-D:-D:-D:-D
7. watafon ( 17/03/2006 04:07)
dadabe :-D:-D
8. Veloo ( 17/03/2006 04:19)
wata8O to vo maraina be njy dia efa ato? lozana manao consultation ato ndray mantsy a:-D:-D:-D:-D:-D
9. nolalaina ( 17/03/2006 07:13)
hihihihi mila manao manjamanja klou zany raha mbola jeren'ny tomponandraikitra vô mahazo miditra!! :lol:
Ary mahazo manao tsolotra ve mba hidirana mora² ?? :wink:
10. nolalaina ( 17/03/2006 07:24)
dadabe:

tsy azoko :roll:



Ao fa bitsibitsiako elà anazavako azy tsara!! hihihihi
11. majakely ( 17/03/2006 08:11)
hihiiiiiii..i veloo,,,hihihi faly eryyyy...:^):°)
12. kala ( 17/03/2006 12:31)
veloo > zà aloha de hoany ê! any ange tsy afaka mihinana pop corn ê!

raha jerena ny mombamomba ve de ho ekena???:wink:
13. Veloo ( 19/03/2006 03:33)
majakely a :-D:-D:-D
kala a ie rkrny ka:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0668