JEET KUNE DO ETO TANA

1. miarantsoa ( 18/01/2005 14:35)
Ny Jeet Kune Do araka ny namoronan\' i Bruce Lee azy.
Ny Jeet Kune Do eto Mada dia efa niforona ho folo taona lasa izay !
I Si Gung (Gd Maître) Michel no nampivelatra azy io teto amintsika.
Izy dia nandray ireo secrets maron\' i Bruce Lee sy techniques maro samy hafa izay sarotra raha holazaina am- bava fa tongava mba hanamarina !
Ny foiben\' ny jeet eto Mada dia ao Antsirabe , ny eto Tana kosa dia ao Itaosy TANA 102 .
Contact: junfanjeet@yahoo.fr
JEET KUNE DO : art de combat, art de vivre!
2. miarantsoa ( 18/01/2005 14:43)
Ny jeet kune do dia fitambaran\' ireo styles de combat maro miaraka amin\' ny enchaînement efa lavorary tanteraka sy efa vita fanandramana: Wing chung, karate, variétés de boxes , Aikido, grappling, fan tzi chuan kuen, judo, tyle du dragon....
JEET KUNE DO : c\' est la voie des points qui interceptent !
3. fijo ( 02/02/2005 05:17)
tsara izany fa io samy manana ny tiany ka raha za manokana aleoko ihany le hay ady taloha.AI KI DO
4. pd ( 25/02/2005 10:53)
miarantsoa:

Ny jeet kune do dia fitambaran\' ireo styles de combat maro miaraka amin\' ny enchaînement efa lavorary tanteraka sy efa vita fanandramana: Wing chung, karate, variétés de boxes , Aikido, grappling, fan tzi chuan kuen, judo, tyle du dragon....
JEET KUNE DO : c\' est la voie des points qui interceptent !


ka ny kongona izany inona aminao?
5. nampo ( 25/05/2005 08:20)
A titre d information, nisy vahiny nipetraka teto @tsika nianatra sy nandalina io art iray io tany US, nampianatra olona vitsy izay tena akaiky azy izy teto t@ izany, 1980-1982 izany no nitranga.
6. Tovonarivo ( 25/07/2010 15:43)
Tsy mazava tsara le adiressy mail afaka mba haverina omena ve? (junfanjeet-at-yahoo.fr, nga tsisy @?) Ary aiza tsara ao Itaosy ilay fanaovana Jeet Kune Do? mba mila adiresy mazava tsara. Misaotra tompoko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2947