sakafo hafakely
5. lo
(
19/01/2005 03:00)
sokina, sokatra, trandraka, bibilava, fanihy (roussette) : fa milay dôly alou ny fahitako anreo nandramako reo e :)
11. chipie1
(
19/01/2005 11:15)
booboo> hihih za tsy nahalala fa voany piege fefa 24h apres ngamba zay vao notenenina hihihi !
13. booboo
(
19/01/2005 12:14)
majakely> :-D :-D miaro miaro fa zà tsy mihinana sokatra fa akamabeko reny
14. ikaretsaka
(
19/01/2005 17:32)
raha mpiaro ny tontolo ihainana @ resaka sakafo kos atsy metye.. raha iznay de arovy koa ny votabia sy ny tongolo
15. bichette
(
20/01/2005 16:54)
za efa nihinana rameva sy voay ary sokatra fa tena tsy tadidiko tsony ny tsirony
16. yonikafopl
(
20/01/2005 22:09)
bichette hihih
za efa nihinana bibilava de voalavo koa
Ilay voalavo any anaty zetra any Ambato ireny , fa natsiro an!! za kalou raha nahafantatra we voalavo dia tsy nihinana e! fa efa dila izy izay vao nolazaina otran \' ny an\'i chipie1, fa tena natsiro an!!!!!! :-P

17. ikaretsaka
(
20/01/2005 22:28)
ny ahy koa ny nihinanako aliak sy saka dia ohatran\'izay ihany. efa lany voa notenenina .. fa tsy ratsy ka
ny saka ohatran\'ny bitro moa ny aliak ohatran\'ny ondry!
ny saka ohatran\'ny bitro moa ny aliak ohatran\'ny ondry!
19. ravatorano
(
21/01/2005 12:50)
saka , bibilava(do) , fanihy,tortue ninja sokatra efa nohaniko fa tsy milay nohon ny kotoleta na ny nofotsoriny na ry jamboneau kle.
za aloha tsy te hihinana an ireo eo ambony ireo tsony fa tsy zakan ny kiboko tsony reo
za aloha tsy te hihinana an ireo eo ambony ireo tsony fa tsy zakan ny kiboko tsony reo