ie efa mba nihinana vovay ihany ny tenanay , ny tsirony dia tahaka irony henanana akoho irony, fa saingy izy somary mahery fofona fa tena matsiro ee
tahaka izany ko irony ataon'ny vazaha hoe topsourie irony de mitovy amin'ny voalavo izao ny paoziny fa de mitovy amin'ny hena-kisoa ny tsirony ee:D mahazotoa mihinanaeeee