sakafo hafakely
24. vegas
(
24/01/2005 18:57)
chipie1> ie ! tena pouuahh mintsy nge e! fa chuuute an! hihihihi aza miteniteny :twisted:
25. ikaretsaka
(
24/01/2005 19:29)
aza manary sakafo.. tokony nohanin\'ialahy izy fa nihinan any paoman\'ialahy le
26. vegas
(
24/01/2005 20:00)
ikaretsaka> tokony nateliko mintsy fa nisy pôma iany nge tao anatin\'lery e, naloako nefa ny afarany fa narikivy lôtsa klé. Sady ôtsany nandgidy afahafa zany. Beuurrk! otsany tadidiko njay lé tsirony sshhhhhhhhhhhh. pouaah! pouah! poauh!
29. kinaoly
(
29/01/2005 11:30)
olitra fa tsy le anaty pôma fa le ambolena any anaty fatin\'alika (serieux ino an) za tsy nahafantatra fa efa lany vo nisy niteny we olitra nge iny e, ry zalà canibal de mifampinana de ze matanjaka njinja sisa vel hono de lasa ngeza be de iny le hoanina (en salade) viande blanche le izy
33. kinaoly
(
02/02/2005 16:14)
hihihi, za kou efa ninana vôngoury kay , le samborina refa mois de novembre any dago de atono :lol: , fa io njay tsy atôkou tsony
34. rurik
(
11/03/2005 14:14)
Efa nihinana voay aho fa tena matsiro,arakaraka ny fahandro azy. efa nisotro menaka voay koa aho fa tena maimbo fanafody dia nosotroiko.Fa tena maimbo à.
35. routa
(
13/03/2005 13:46)
ouay e!efa nohaninareo daholo ve reo ?????raha lany zany ny omby sy ny sisa fihinan olona de tsy sahirana nareo ko
36. rurik
(
14/03/2005 18:42)
Tene marina ny anao ny zavatra rehetra anie angamba tsara daholo fa ny saina no mitondra azy é
37. annie
(
05/09/2005 08:58)
ny ahy hoaniko daholo zay azo hatao laoka afa tsy kankana,kanefa efa nahita olona mihinana kankana aho
39. jajaf401
(
05/09/2005 19:52)
Ny bengy no anontaniako sao de mba izy dorana no tsara tsy karaha endahana ???? Iny manko mba reveko!:-D:-D
40. vale
(
07/09/2005 16:00)
lo:
sokina, sokatra, trandraka, bibilava, fanihy (roussette) : fa milay dôly alou ny fahitako anreo nandramako reo e :)
Ny ahy ny trandraka (fumé) no efa nandramako! tena matsiro an!mmm!!!