sary mihetsika mamoafady

1. ja ( 18/01/2005 09:26)
hono hoa y ireto mahamenetra v ho an\'ny vehivavy ny mijery sarimihetsika mamoafady?ary ny mi mast?
tsy tokony atao v?
novalian'i fijo ny 03/08/2005 22:15
2. booboo ( 18/01/2005 09:57)
Fa maninn ara ny ankamaroan\'ny oul vô miresaka sexe dé tonga dé oe \" ratsy \" fôna no ao an-dohany ?
3. mihanta ( 18/01/2005 10:29)
booboo mahagaga mintsy wa,nefa resaka fiainana ange zany.
4. tolotra ( 18/01/2005 10:38)
fa iza alou no milaza @nareo fa ratsy zany e! zany ary zavatra milay b
5. booboo ( 18/01/2005 10:54)
mihanta>ekena !
ja>tsy misy mahamenatra ireo fa kosa tsy natao hotatatataina @ be sy ny bobaka satria vie intime.
6. kavitra ( 18/01/2005 11:52)
fa maninona no ratsy fa maninona no tsara
7. ja ( 18/01/2005 11:53)
ka raha tsy mahamenatra ange azo tatatataina e!aiza ianao no ahita sipa miteny hoe nimast za na nijery an\'zao?ny lehilahy no mpiteny an\'izany anie!
8. mihanta ( 18/01/2005 12:24)
mety le fomba fitenenana azy fotsiny ngamba.nefa asa nefa
9. ja ( 18/01/2005 12:46)
tsy haiko koa akia!
10. ramoul ( 18/01/2005 14:20)
tsy ratsy mintsy zany fa saingy zany we fahenona azy am\' vavan\' ny vehivavy fotsiny no mahamenatra an\' ny olona ed zay no ilazany fa ratsy
11. chipie1 ( 18/01/2005 16:09)
za kou tsy mahay ka...
12. ja ( 18/01/2005 17:18)
ka justement fa maninona rehefa eo @ vavan\'ny vehivavy dia ratsy?
13. booboo ( 18/01/2005 17:28)
ka zay no tsy itatatana @ be sy ny bobaka oe mijery film X na mi-se masturber satria tsy hary hitovy fomba fijery aminao aby ny oul @ io raha io.
14. ja ( 18/01/2005 18:56)
ka za tsy manao an\'izany ka dia tsy mahamenatra ahy ny miteny an\'izany fa mba tonga tato an-tsaiko fotsiny ilay izy
15. mihanta ( 18/01/2005 19:10)
amiko tsy hitako zay mahamenatra amzany satria ny zavatra iainana zany
16. ja ( 18/01/2005 19:28)
ts\'isy ambara
17. mihanta ( 18/01/2005 19:36)
misy atao(mijery sarimihetsika) :-D
18. ikaretsaka ( 18/01/2005 19:51)
fa inona tokoa moa no olana raha mijery film X sy mimast ny sipa e?
nga zany tsy fijery sy tsy fanao?
19. ikaretsaka ( 18/01/2005 19:54)
tsy aleo lavitra ary ve mitsotra hoe mijery sy mimast?
toy izay ilay mandainga dia tratra?
io be kiafinafina io ihany hoa.. lasa mandaiga ny iafarany
.
ny ahy moa de iadivako hatramin\'ny farany ny tonga de filazana tsy ankinafinafina ato e.
rehefa marary ny zao de teneno hoe marary ny zao na misy an\'izao hiadiana hevitra
fa tsy rehefa grave le izy vao hoe wawawa
20. mihanta ( 18/01/2005 20:02)
ny oul no mampisy oulana anzany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3698