sary mihetsika mamoafady

21. booboo ( 18/01/2005 20:07)
zay mitsy
22. ikaretsaka ( 18/01/2005 20:21)
ny ahy aloha tsy asiako olana e..
tsy aleonareo ve le hoe .. hay ve ianona mijery sy manao an\'izoa.. de samy vita!
toy izay le miodikodina eo de tratar de hoe iny mpandainga fa kay iny manao sy mijery nefa miala zigla!
23. fijo ( 18/01/2005 22:26)
fa maninona aloha no lazaina fa mamohafady ilay sarimihetsika.
ny sipa ve tsy olona ka disoina raha manao toa izany.
marina fa tsy heken\'ny fiaraha monina ny sipa mitantara izany esty sy ery nefa dia fantatra fa maro no manao iznay.
izay ilay fitaizana judeo kristiana ka
24. mihanta ( 18/01/2005 22:30)
fijo hihihi mahay raha kou likely io
25. ikaretsaka ( 18/01/2005 22:32)
raha anontaniana kosa raha tena vrai judeo kristianina dia mamaly dia milaz any marina .. fa rehefa tsy anontaniana de tsy miteny!
26. ja ( 19/01/2005 07:01)
Milay ilay ady hevitra ka,mbola tsy misy ambara
Mihanta :-P :-P ^^ andray!dia ho sahin-dy v?
27. mihanta ( 19/01/2005 09:27)
mandende mahita raha :P
28. booboo ( 19/01/2005 10:17)
mitovy @ fanontanian\'i fijo koa ny anà : fa maninn no mamoafady ilay film dé fa mann no disoina ( ôtra fahotana mahafaty ) refa mampifalifaly tena ?
29. mihanta ( 19/01/2005 10:19)
amiko zany tsy fahotana mahafaty kosa é,mety tsy eken\'ny eritreritry ny hafa fotsiny,inn nefa ny antony?
30. ja ( 19/01/2005 10:39)
ka izay ialy anton-dresaka e!
31. ja ( 19/01/2005 10:54)
Misy mana msn v ianareo?
32. fijo ( 20/01/2005 21:37)
io le fitaizana no mahatonga ny olona hitsara ivelany toa io.fa izany lalanaan\'ny fiainana tsy azo hialana.
sa tsy izany ry mihanta sy ja ary booboo
33. yonikafopl ( 20/01/2005 22:27)
za kalou tsy dia tia mijery le film x be reny e!! efa nijery indray mandeha aho dia tsy te hijery intsony,ny antony tsy hoe ratsy fa tsy tiako satria tonga dia resaka ara nofo be fotsiny fa tsy misy fitiavana ao anatiny, sady izay ve ry reto tsy mba we lah sy vhv iray fa tambatambatra be eo, ny sasany aloha , ny sasany aoriana, izay rehetra mety ho lavaka de itsofohana daholo, beurkkkkkkkkkkkkk
Ilay mimast indray aleo tsy hilaza fa araka ny tenin\'i booboo we vie intime le izy ka tsy azo dradradradraina. :-P :roll:
34. ikaretsaka ( 20/01/2005 22:33)
mba honette re tompoko o!
efa lany mihitsy ny rorako @ io fiadiana ny mba ampisehoana ny honesty ato io!
rehefa misy manontany dia mba valio ny fanontaniany ary le zavatra anontaniany valiana tompoko azafady
35. booboo ( 21/01/2005 06:51)
fijo>marina zay
ikaretsaka>aza laniana @ zany ny rora fa mety oe pudique tsisy ôtra zany lé oul dé tonga dé tsarainao oe \" tsy honette \" ôtra zany lé !
36. ja ( 21/01/2005 08:12)
Marina ilay tenin\'i yonika fa lasa resaka aro-nofo ilay izy no marokoriko farany.
Sady za nisy nibedy fa lasa mitondra fakam-panahy ilay izy fa lasa any foana no eriteritra dia lasa manao2 foana farany,nefa ny nanaovan\'A\\tra an\'izany hananan\'ny olombelona taranaka sy ho mari-pitiavana ho an\'ny samy mpivady fa tsy zavtra ara-nofo.@ iny tsinona lasa iray ry zareo 2 taloha
37. fijo ( 25/01/2005 22:04)
yonika ka ilay izy anie mba natao hanalana sorisory e.izy mety maro be no hita amin\'ny film fa nareo mba ianareo mitsam irery fa atao milay be ao e
38. mihanta ( 25/01/2005 22:07)
tehaka b ho an\'i yonika zany
39. xxx ( 25/01/2005 23:39)
yonika.. de le misy lehilahy 1 sy vehivavy 1 jerevana e
40. yonikafopl ( 26/01/2005 00:21)
fijo tssss toa mampirisika an\' lery ange le izy we tsara le mitambatambatra e!! ny lehilahy manko somary maivana zay ihany :-P
ikaretsaka fa nga tsy namaly ilay nanontaniana ny tenanay??
ramaso hihih za ihany no za ka, na tam tona lasa na amzao taona vao zao, fa tsy we misokatra akory lol :-P za sariaka fona, anontanio ange ny namana e! :)
xxx za mijery ka, fa le manomboka @ resaka de calin calin de hummmmmm, fa tsy le ndao fa oany fa oany reny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3909