48 minitsa fotsiny? tsa mamokatsa

1. xxx ( 19/01/2005 06:02)
MELBOURNE, Jan 19
The American, looking for her first grand slam title since her Wimbledon triumph in 2003, hammered six aces as Randriantefy\'s RESISTANCE LASTED JUST 48 MINUTES.
novalian'i Ramaso ny 04/02/2005 04:48
2. ravatorano ( 20/01/2005 09:17)
ary enao mba miafina ao anatin ny xxx io v mba mamokatra aloha.Tadidio fa nisy ezaka lehibe nataony vao tonga any amin ireny lalao ambony ireny ilay olona .Ny mpifanandrina aminy koa dia olona efa manana ny maha izy azy eo amin ny taranja tennis.Izay raha sahy nilalao tsy niafina tao ambadiky ny xxx.
Ny antsika dia na diso manakiana b na diso manindraindra b fahatany koa d izay foana nefa ny tena tsy nahavita ny vitan ilay olona teo raha nampanaovina :evil: :-D :-D :-D
3. tsiperifery ( 20/01/2005 09:43)
ravato> ekena 100 % ! Efa nahita filalaon\'i Dally za fa mahery izy ary tsy mena-mitaha @ mpilalao vahiny, na bika izany na fahaizana.
4. dadabe ( 21/01/2005 11:20)
(l) (l) marina less ny anelah ravato a!le fanakianana be fahatany ity hoa tsy lasa fa tokony hotohanan aza izy satria sambany vao mba misy gasy tonga amin\'izany sehatra izany . :evil: fa lery ve aloha mpilalao xxx sa inona no hitiavany io ee hihi :twisted: :evil: :evil:
5. booboo ( 21/01/2005 11:38)
sady na 48 min fotsiny aza tsara ny commentairen\'ny adv momba ny filalaon\'i Dally
6. ravatorano ( 21/01/2005 12:29)
io moa ry namana isany saojo iray lohasaha ka tsy ilaozan izay mamara.
izy aza xxx no entiny koa za efa any amin ny taranja x no tena hahavoazany
Njekaky o :twisted:
7. ralay ( 22/01/2005 09:05)
Marina zany ravatorano ary izy izao no mbola mapanao tennis vehivavy malagasy tonga ambony indrindra ka tena hiderana azy mihintsy zany.
Ny an\'i xxx dia ny fazahoako azy dia tsy mamokatsa refa tsy elabe ny match angamba. Na ny maestro anie misy resy vety² koa e rehefa jour sans izay hoy ny fitenenana de sans tokoa.
:lol:
8. zakilinina ( 31/01/2005 21:10)
Mba tantarao anay hoe ry xxx ny momba anao io.
Mino aho fa basy tsy mipoaka.
9. fijo ( 02/02/2005 05:14)
sady aza hadino ry xxx malaza fa efa tonga tamin'ny dingana faharoa izy vao resy.maro ireo tsy tonga teo akory.
io sahala amin'ny mijery 100 metatra famaranana de milaza fa tsy mahavoa le farany.mba henjeo hoe iny farany iny raha tratranao.
10. ravatorano ( 02/02/2005 09:25)
fijo>misaotra eh tsara ilay valiteninao
xxx> :evil: :twisted: :x :cry:
11. fijo ( 02/02/2005 23:24)
le mitsikera anie mora ry zalahy e.izay tsy mamafa trano mahita foana fa ratsy fafa le trano fa mamafa koa e.
12. Tsiperifery ( 03/02/2005 16:13)
xxx> Fampahatsiahivana/ ilay nandresy an'i Dally no nahazo ny amboara !
13. fijo ( 04/02/2005 00:25)
an an tsy nijery intsony izy fa lasa namokatra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2757