Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
miaous
(
03/02/2005 13:21)
Vonjeo ny fianakaviana
Raha te hahalala kokoa ny fitiavna sy ny tontolony dia mandehana @ seminera vonjeo ny fianakaviana ao Ambanidia izao @ 6-19 février ao @ FJKM Miandrarivo.
Tongava maro ary ê...
tohiny
novalian'i zananikely ny 10/08/2005 14:30
nikopol
(
03/02/2005 09:27)
Anaïs Nin
Nous ne voyons pas les choses telles qu’elles sont. Nous les voyons telles que nous sommes.
[b]Anaïs Nin[/b]
:roll: ...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/02/2005 23:40
ikaretsaka
(
02/02/2005 23:47)
Serasera Namana Petanque Club
HO an'izay tsy mbola mahalala dia manana ekipana mpanao kanetibe isika eto @ serasera !
tongava hijery sy hanohana azy ireo any @ RNS any Vichy @ paka.
Efa tsara ny Vokatra t@ 2004 satria efa nah...
tohiny
novalian'i DotMG ny 26/03/2005 08:40
Oully
(
02/02/2005 21:34)
Pasipaoro
Efa nisy mahalala ve ity fomba fahitana pasipaoronao manokana amin'ny alalan'ny internet ity?
http://www.scrolllock.nl/passport/...
tohiny
novalian'i Oully ny 22/02/2005 21:03
vegas
(
02/02/2005 18:00)
Profompitiavana
Ra tiana ve ny vady dia tsy tokony ampanaovina nininona?...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/02/2005 22:40
hery
(
02/02/2005 14:02)
Statistika be :-)
Dia azo jerena koa izany izao ny statistika ahitana ny mpandefa hafatra betsaka indrindra...
Kiii fijo : 11575 hafatra??? ha ha ha :-p...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 23/02/2005 19:40
nikopol
(
02/02/2005 10:19)
Antso
Raha hitanao ity hafatra ity dia mba [b]antsoy[/b] amizay indray za. :P ...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/03/2005 21:26
hery
(
02/02/2005 10:02)
Ny endritsoratra eto amin'ny Forum
Azo ampiasaina tsara ny endri-tsoratra eto amin'ny forum. http://serasera.org/forum/index.php?rub=bbcode.help ny mombamomba izany....
tohiny
novalian'i chipie1 ny 05/02/2005 19:30
hery
(
02/02/2005 08:01)
Niditra hopitaly ny Papa
Nampidirina hopitaly omaly hariva t@ hopitaly lehibe iray eto Roma ny Papa. Mamely ny gripa eto amin'izao fotoana izao fa taorian'ny gripa nahazo azy dia nanana olana eo amin'ny fitaovam-pisefoana iha...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 11/02/2005 04:35
fatsoraly
(
02/02/2005 02:53)
tantara nangonina
TIKO Antsirabe : Des douaniers se plaignent
lundi 17 février 2003
Les employés du service "Recette des Douanes" d’Antsirabe agitent la menace d’une grève d’avertissement de 48 heures, s...
tohiny
novalian'i xxx ny 03/02/2005 02:52
mandrikana
(
01/02/2005 23:17)
DIASPORA MIFIDY @ 2007
Ny tanjona : "DIASPORA MIFIDY @ 2007"
Ny antony :
Efa manantona ihany ity ny fotoana ny fifidianana 2007.Maniry dia maniry tokoa isika diaspora rehetra ivelan’i Gasikara ny mba handray anjar...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/02/2005 22:31
hery
(
01/02/2005 19:30)
Serasera ho OpenSource
Misy resaka vitsivitsy momba ny hamahana ny loharanon'ny serasera.org ho azon'ny rehetra jerena sy ampiasaina... miaraka amin'ny licence GPL miaraka aminy.
Dia tapaka ary ny hevitra fa hiditra tsikel...
tohiny
novalian'i hery ny 02/02/2005 07:37
xxx
(
01/02/2005 17:29)
immigration canada
Ry Namana!
mahita amin'ny site aho dia manontany anareo izay monina aty canada oe ahoana ny tena fandehan'izy io, ny tenako izay manoratra dia aty mada ka mety tafiditra ihany v ny tenanay raha mampi...
tohiny
novalian'i xxx ny 22/05/2005 15:09
kavitra
(
01/02/2005 16:47)
fampielezankevitra
Mba tadidintsika ve ny fampielezankevitra nataony filohatsika tsy hovoantanisakodaholo fa ireto misy vitsivitsy "hoavy tsihoela ao antokantranonao aho" ary koa nyany filoha taloha "raha tsy zaho no la...
tohiny
novalian'i jentilisa ny 28/02/2005 17:08
kavitra
(
01/02/2005 11:14)
momba ny fanjanahatany sy ny toetsaina frantsay
hono mba fantatrao ve ny nataony fatsay tamin\'ireo malagasy hanafaka ny madagasikara indridra fa ny tao Moramanga fa dia nampiseho ny fahabibiana sy ny fitiavantenany ny firenena Frantsay nefa ny mah...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/04/2005 20:16
mandrindra
(
01/02/2005 11:05)
Lalana 5000 km
Fanontaniana ho an'izay mahalala. Anisan'ny zava-bita 200' dradradrain'ny mpitondra ny lalana 5000 km vita. Misy afaka manoro ve hoe aiza avy ireo lalana ireo? Nanao kajy kely tsotsotra mnatsy aho hoe...
tohiny
novalian'i intelligenzia ny 12/03/2005 05:17
Oully
(
01/02/2005 00:27)
Mahaleo
Sao mahaliana www.mahaleo.com...
tohiny
novalian'i olast ny 10/09/2005 15:13
hery
(
31/01/2005 17:38)
Mivoaka tsikelikely ny forum endriny vaovao
Hitanareo fa miova tsikelikely ny endriky ny forum eto amin'ny serasera amin'izao fotoana izao. Ezahina ampidirina tsikelikely daholo ny hetahetan'ny tsirairay.
Raha mbolal misy manana hevitra amin'i...
tohiny
novalian'i Ramaso ny 05/02/2005 06:18
atmos
(
31/01/2005 14:18)
Hira chorale sy SOLFA
Misy lohahevitra iray izay natao hifampizarana hira Chorale sy SOLFA, ka ho an\'izay interesser dia mba afaka mifanoratra ka mandeha amin\'ity rohy ity (lohahevitra manokana izy io) :
http://serase...
tohiny
novalian'i Manantsa ny 21/03/2017 08:32
ravatorano
(
31/01/2005 10:26)
fandalovan ny cyclone ernest tany antsimo
azonareo http://www.les-nouvelles.com ka ao amin ny à la une na ny http://www.madagascar-tribune.com samy nivoaka androanay 31.01,05 dhl ireo fa tena henjana tokoa ny nahazo ny vahoaka tany toliary.
...
tohiny
novalian'i lo ny 04/02/2005 06:20
