Serasera Namana Petanque Club

1. ikaretsaka ( 02/02/2005 23:47)
HO an'izay tsy mbola mahalala dia manana ekipana mpanao kanetibe isika eto @ serasera !
tongava hijery sy hanohana azy ireo any @ RNS any Vichy @ paka.
Efa tsara ny Vokatra t@ 2004 satria efa nahazo ny amboara teo @ sokajy zandriny teo @ resaka fitifirana ny namantsika anakiray!
Mbola ho avy ny manaraka!
Izay mbola te hiditra ao @ ekipa dia andefaso hafatra ny namana Fijo sy Samoina
novalian'i DotMG ny 26/03/2005 08:40
2. xxx ( 03/02/2005 06:31)
misaotra betsaka nampatsiahy
3. hery ( 03/02/2005 15:40)
ikaretsaka:

tongava hijery sy hanohana azy ireo any @ RNS any Vichy @ paka.


Ho avy izany izahy an...
4. atmos ( 03/02/2005 19:13)
Ka Ikaretsaka ve any France sa any Staty e? sa misy Vichy koa any Staty?
5. ikaretsaka ( 03/02/2005 19:26)
za mampita hafatra fotsiny ka
6. fijo ( 04/02/2005 00:16)
fa nga avy any tsy hafaka tonga aty le
7. Ramaso ( 23/02/2005 06:09)
i bichette ihany ve ny poiteur ry zala?
8. xxx ( 23/02/2005 08:00)
ary le namana samoina toa tsy misy namana hita ??? :lol:
9. ikaretsaka ( 23/02/2005 08:21)
namana izy fa tsy misoratra
10. fijo ( 23/02/2005 23:40)
ao ra samoina ka
11. bichette ( 02/03/2005 16:43)
ramaso :-$
12. Ralay ( 09/03/2005 08:15)
Efa mandeha tsara ve ny tendem-tsika ao @ petanque ry fijo sy ramaso fa efa manakaiky ny fotoana e. :lol:
13. DotMG ( 26/03/2005 08:40)
Mba forony koa ny ekipa kitra dia ampidiro ligy aty Dago. Bandy bedebe ireo ve dia tsy hisy 26 hahavita ekipa iray?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0856