Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i DotMG, milahatra araka ny daty
DotMG
(
16/02/2010 17:08)
Iza lé bandy?
Misy bandy iray izay ato @ serasera rehefa miara-mirevy dia ilehiry tsy mety misotrosotro mihitsy nefa nedala tsy vokovoko manga akory.
Iza lé bandy?
Deviziny dia hoe "Tsaky dia ampy"...
tohiny
novalian'i kala ny 24/03/2010 08:53
DotMG
(
04/04/2008 14:27)
[lalao] Top 5
Ireto no lohahevitra ahitana hevitra betsaka indrindra eto @ serasera.org.
a) Antson'ny fo
b) Eritreritra mandalo
c) Fitiavana
d) Fivavahana, finoana
e) Hatsikana sy lalao
Izao no lalao, al...
tohiny
novalian'i mmmhh ny 05/04/2008 15:00
DotMG
(
28/11/2007 10:15)
Fomba tsotra sy mahomby handresen'ny Barea an'i Drogba
Mandeha be mihitsy ny resaka hoe tsy ho resy hono ny Côte d'Ivoire @ lalao fifanintsanana Mondial 2010 sy can 2010. Ity nefa fika tsotra, disposition an'ny joueurs, izay assuréko fa hahitana fandres...
tohiny
novalian'i DotMG ny 29/11/2007 05:40
DotMG
(
15/11/2007 13:49)
Manana ny fomba firesahanay manokana izahay mianakavy
Manana ny fomba firesahanay manokana izahay mianakavy. Indreto ny ampahany vitsy amin'izany, sao mba misy hafa
te hizara ny fomba firesahany ihany koa. Misy manana fanazavana azy, misy ny tsy hay hoh...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 05/12/2007 14:29
DotMG
(
15/05/2007 12:14)
Code secret Gmail tchat
Ho anareo mpi-tchat @ Gmail, matetika misy misoratra eo hoe [color=#888888]eugene is typing[/color] na hoe [color=#888888]eugene has entered text[/color]. Fantaro fa afaka atao rapida be ny tchat, ka ...
tohiny
novalian'i agoago ny 16/05/2007 10:28
DotMG
(
26/04/2007 05:55)
Lalana vaovaon'ny fifamoivoizana, après anti-pellicule
Taorian'ny fahombiazana azon'ny fitondram-panjakana tamin'ilay fandraràna ny fitaratra matroka, dia niampy roa indray ny lalàna nolaniana handaminana ny fifamoivoizana eto Madagasikara. (Fahombiazan...
tohiny
novalian'i Papoose ny 28/04/2007 04:55
DotMG
(
24/04/2007 05:55)
Mekoku : Afrikanina mainty tany afrika sy misionera fotsy
Tany Afrika no niseho ny tantara, any @ tany ambanivohitra anankiray. Efa telo taona nipetrahana tao ity mpitondra fivavahana eoropeanina fotsy hoditra anankiray, atao hoe misionera.
Tonga tao amin...
tohiny
novalian'i nathie86 ny 25/04/2007 14:30
DotMG
(
05/04/2007 08:02)
Arahabaina ny TSIA.
Faly miarahaba ny TSIA aho izany tratry ny andro androany. Dia mirary azy hahatratra ny taona maro mitsingeringerina. Dia manantena fety be koa.
Tsy resaka politika io ry anona a! I Tsia eto @ sera...
tohiny
novalian'i sitlo ny 05/04/2007 19:21
DotMG
(
26/03/2007 07:26)
Team America World Police
Ilay séquence HOT (firaisana ara-nofo) @ity film marionnette ity no tena tsy laitrako. Indrindra ilay mamany sy mangery.
Fa rehefa film manala azy aloha reveko foana e!...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/03/2007 14:57
DotMG
(
17/01/2007 13:39)
Faminaniana hatrany e! Nostradamus indray
Rohy amin'ny teny anglisy ireto, misy boky mitantara izay nolazaina fa faminanian'i Nostradamus fony fahavelony hono, ary novakiana-fango vao haingana. Dokambarotra ho an'ny boky iray manontolo izy fa...
tohiny
novalian'i DotMG ny 18/01/2007 10:00
DotMG
(
06/12/2006 06:02)
KI-Faminaniana
57,24% Ravalomanana? ([url=http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m45712b517ff43]FAMINANIANA TOHINY[/url]).
Mahafinaritra izany maminany izany, indrindra raha marina io!
Aleo koa ny b...
tohiny
novalian'i jhouhlambout ny 06/12/2006 20:11
DotMG
(
04/12/2006 08:17)
After Prime.
Tafaresaka tamin'ireo niatrika ny Prime voalohany t@ Pazzapa ny mpanao gazetinay, i DontoMG ao @ [url=http://hatsiklo.pedia.ws]http://hatsiklo.pedia.ws[/url]
Dia nampiresaka an'ireo mpifaninana ara-b...
tohiny
novalian'i jhouhlambout ny 05/12/2006 18:28
DotMG
(
01/12/2006 06:27)
Tena solotenan'ny TIM ao Italy i Hery webmaster ,Famintinana
Nisy ity lohahevitra hoe Tena solotenan'ny TIM ao Italy i Hery webmaster http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m456d74498de80 , tao amin'ny dinika politika, dia tiako hofintinina kely ny...
tohiny
novalian'i Simpona ny 03/12/2006 08:56
DotMG
(
01/12/2006 05:46)
J..... v2.0, Ladies and Gentlemen
Tamin'ireny pazzapa 4 ireny dia nisy nanjary olo-malaza be. Ho an'ny mpandinika feo dia tsy alehany hono (sic.) i nedala raha hira no resahina fa ny fihetsiketsehana eo ambony sehatra sy izy hoe mampa...
tohiny
novalian'i xxx ny 02/12/2006 00:58
DotMG
(
27/11/2006 06:01)
Bema & Fara Act II (Manao Dada sy Mama)
Raha tsy tadidy ny Acte 1 dia http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m456411a986605
7 taona i Bema sy Fara. Mbola miara-milalao foana. Manao irony tranokely toy ny amin'ny tsinkonona i...
tohiny
novalian'i ledada ny 02/01/2007 12:14
DotMG
(
22/11/2006 09:00)
Meteo
Isaky ny miara-milalao i Fara sy i Bema dia matetika i Bema no mihoraka hoe "Fotsifotsy ny lanitra ô!" sady mitsikanikany. Ilay loko no miovaova ka indraindray mangamanga, indraindray maintimainty ar...
tohiny
novalian'i Simpona ny 27/11/2006 11:47
DotMG
(
17/08/2006 10:59)
GoogleFight
Iza no favo, Ravalomanana sa Ratsiraka?
http://www.googlefight.com/index.php?lang=fr_FR&word1=Ravalomanana&word2=Ratsiraka
Alohan'ny hilatsahan'ialahy hofidiana ho filohan'ny repoblika amin'ny 3...
tohiny
novalian'i kala ny 29/08/2006 07:27
DotMG
(
01/02/2006 05:37)
Ohabolana vaovao
Vavan'ny tsy nahazo ny hoe "Izay tia mahandry e!".
(Tsy azon'izay tsy mipetraka eto Dago)
Miandry ho antsoina fotsiny ohatry ny finday lany fahana.
(Hazo amoron-tevana)...
tohiny
novalian'i Veloo ny 26/02/2006 20:33
DotMG
(
20/11/2005 13:38)
maondializasiona - glaobalaizeissionn
Inona no tena dikan' ny mondialisation e? FANONTOLOANA sa FANATONTOLOANA?
Valiny: [color=red]FANONTOLOANA[/color] satria ny firenena lehibe dia toy ny [b]fanoto[/b] sy [b]laona[/b] miady ary isika ...
tohiny
novalian'i Veloo ny 24/11/2005 23:34
DotMG
(
30/10/2005 14:06)
Mikoropaka Ambohitsorohitra
Malaza be indray izany hoe mi-birda filoha izany. Ary efa akaiky an' i Madagasikara hono fa efa nahatratrarana komando tailandé iray tatsy La Réunion. Dia mitady slip anti-viol izao ny Filohantsika ...
tohiny
novalian'i Veloo ny 18/11/2005 21:27
