Mikoropaka Ambohitsorohitra
1. DotMG
(
30/10/2005 14:06)
Malaza be indray izany hoe mi-birda filoha izany. Ary efa akaiky an' i Madagasikara hono fa efa nahatratrarana komando tailandé iray tatsy La Réunion. Dia mitady slip anti-viol izao ny Filohantsika fa sao dé hidiran-doza eo...
Mazava ve izay?
Mazava ve izay?
novalian'i Veloo ny 18/11/2005 21:27
2. xxx
(
30/10/2005 16:03)
asaivo mandeha aty an-dafy indray izy eh - na hitsaoka loza, na hividy slip no antony, tsy maninn mihitsy -- izahay aty efa zajatra azy tonga ihany mantsy =))=))
3. Herimiafina
(
31/10/2005 01:50)
Zany komando tahilandé zany zao le batitika kely mionona be amin,ny sainy ireny fa tsisy sandry, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
11. dadabe
(
01/11/2005 08:20)
veloo sy cutie ve tsy maharaka ?:@:@
ny mibirda anie tahaka ny hoe manao viol e:@
mazava ve :-w
ny mibirda anie tahaka ny hoe manao viol e:@
mazava ve :-w
13. Veloo
(
01/11/2005 23:04)
tssss nareo ko inn wa ny mi-birda? nareo ratsy fanahy, dadabe a tsy mety zany viol zany ny filoha ve mi-viol?
14. ari.malala
(
02/11/2005 06:07)
fasaly, njy tia an'reny? :-D:-D:-D
veloo, tsy ny filoha ky no miviol fa le komando zany no mitady hiviol anazy d hividy slipantiviol any andafy ony izy a:-D:-Dazonjy @ zay v? :-D:-D
veloo, tsy ny filoha ky no miviol fa le komando zany no mitady hiviol anazy d hividy slipantiviol any andafy ony izy a:-D:-Dazonjy @ zay v? :-D:-D
15. dadabe
(
02/11/2005 06:08)
veloo > le resaka anie tsy azoko fa ilay hoe mibirda no nazavaiko e:wink:
fasaly > ndry ve tia an'ilay mibirda???:-w toi izany tia choc choc a!!!=D=D
fasaly > ndry ve tia an'ilay mibirda???:-w toi izany tia choc choc a!!!=D=D
19. sasa
(
02/11/2005 13:01)
mamzelkely ka njy ve tia birdena kou, efa firy izany izao no nibirda anjy? za manko tia mibirda d manontany za hoe mbola misy toerako ve ?:-D:-D