Mikoropaka Ambohitsorohitra
45. sasa
(
07/11/2005 14:03)
mamzelkely haiko le enjasanjy hibirda, tsy aleo njy ve za mba hatao mpisava lalana e, :-D:-D d rehefa vita ny mariazy virtoalinareo d tsy matahotra intsony njy:-D:-D
46. mamzelkely
(
07/11/2005 14:51)
sasa :-$ aza mbola kozina alo ka..:wink: ny anay ny faran njonja ny mariazy izy tsisnona mbola marié..:-D
53. mamzelkely
(
08/11/2005 12:21)
njy wa aza matahotsa ry ari.malala fa njy ts adino zany...:wink::-D:-D
55. ari.malala
(
11/11/2005 06:22)
hisy hanao marie reel ony ky ry veloo d tsika mpanatrika a, za mo zany no nanao demande officielle d efa nekena ny demande ko e :)
58. ari.malala
(
11/11/2005 13:28)
hahahaha! izy mapanantena ndray v no mitady ho inviter na ko aiza ary zany!!:-D:-D:-Dao tsara v klou njy ry zelkely a...
60. ari.malala
(
15/11/2005 05:41)
d ts hita tsony le ol hanao mariazy reel fa nanjavona koaaaaaaaa!
