Mikoropaka Ambohitsorohitra

1. DotMG ( 30/10/2005 14:06)
Malaza be indray izany hoe mi-birda filoha izany. Ary efa akaiky an' i Madagasikara hono fa efa nahatratrarana komando tailandé iray tatsy La Réunion. Dia mitady slip anti-viol izao ny Filohantsika fa sao dé hidiran-doza eo...

Mazava ve izay?
répondu par Veloo le 18/11/2005 21:27
2. xxx ( 30/10/2005 16:03)
asaivo mandeha aty an-dafy indray izy eh - na hitsaoka loza, na hividy slip no antony, tsy maninn mihitsy -- izahay aty efa zajatra azy tonga ihany mantsy =))=))
3. Herimiafina ( 31/10/2005 01:50)
Zany komando tahilandé zany zao le batitika kely mionona be amin,ny sainy ireny fa tsisy sandry, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
4. Veloo ( 31/10/2005 17:15)
inn aloha ti mi-birda ty? tsy mazava donc tsy mampime:roll:
5. sonwin ( 31/10/2005 19:38)
:-D:-D Veloo kle:-D:-D:-D
6. cutie ( 31/10/2005 19:44)
veloo sao de mi-fly zany .
za kou tsy maharaka :-D
7. sonwin ( 31/10/2005 19:46)
tsy maharaka koa ve kle:°):-D:-D
8. cutie ( 31/10/2005 19:47)
efa we tsy maharaka kou :-D
9. Veloo ( 31/10/2005 20:02)
sonwin akita fa tsy mampime knou no sady hors size....:-D:-D:-D
10. Veloo ( 31/10/2005 20:03)
cutie a mety ho zany mihitsy retsy a mi-fly a:-D:-D:-D
11. dadabe ( 01/11/2005 08:20)
veloo sy cutie ve tsy maharaka ?:@:@
ny mibirda anie tahaka ny hoe manao viol e:@
mazava ve :-w
12. fasaly ( 01/11/2005 18:34)
zà anefa tia an'ilay mi birda be reny!.....8-)
13. Veloo ( 01/11/2005 23:04)
tssss nareo ko inn wa ny mi-birda? nareo ratsy fanahy, dadabe a tsy mety zany viol zany ny filoha ve mi-viol?
14. ari.malala ( 02/11/2005 06:07)
fasaly, njy tia an'reny? :-D:-D:-D
veloo, tsy ny filoha ky no miviol fa le komando zany no mitady hiviol anazy d hividy slipantiviol any andafy ony izy a:-D:-Dazonjy @ zay v? :-D:-D
15. dadabe ( 02/11/2005 06:08)
veloo > le resaka anie tsy azoko fa ilay hoe mibirda no nazavaiko e:wink:
fasaly > ndry ve tia an'ilay mibirda???:-w toi izany tia choc choc a!!!=D=D
16. mamzelkely ( 02/11/2005 08:26)
fasaly
17. sasa ( 02/11/2005 09:08)
mamzelkely njy ity tsy azo antoka mintsy an:P:P
18. mamzelkely ( 02/11/2005 09:18)
sasa< ts azo antoka aôna..:-D:-D
19. sasa ( 02/11/2005 13:01)
mamzelkely ka njy ve tia birdena kou, efa firy izany izao no nibirda anjy? za manko tia mibirda d manontany za hoe mbola misy toerako ve ?:-D:-D
20. mamzelkely ( 02/11/2005 13:23)
mhhhhh ny tena marina ry sasa mbola tsisy nibirda za..:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2399