Ohabolana vaovao
1. DotMG
(
01/02/2006 05:37)
Vavan'ny tsy nahazo ny hoe "Izay tia mahandry e!".
(Tsy azon'izay tsy mipetraka eto Dago)
Miandry ho antsoina fotsiny ohatry ny finday lany fahana.
(Hazo amoron-tevana)
(Tsy azon'izay tsy mipetraka eto Dago)
Miandry ho antsoina fotsiny ohatry ny finday lany fahana.
(Hazo amoron-tevana)
novalian'i Veloo ny 26/02/2006 20:33
2. Fiffi
(
01/02/2006 05:58)
Izay tia mahandry e! toa mitovy dika hiany anefa @ ilay hoe " izay maharitra vadin'Andriana " sa ahoana ? satria ohatra hoe lasa any am-pita ilay olon-tiana dia hijanona somary ela any ka raha tena tia azy ilay miandry dia "izay tia mahandry"
3. rurik
(
01/02/2006 07:18)
Fiffi raha ny eritreritro dia marina io teneninao io hi hi hi .
tena mahita ohabolana mihintsy nareo ka fa mitombina aloha le izy e
Miandry antsoina fotsiny ohatran'ny finday lany fahana hi hi hi maina zany.
tena mahita ohabolana mihintsy nareo ka fa mitombina aloha le izy e
Miandry antsoina fotsiny ohatran'ny finday lany fahana hi hi hi maina zany.
6. jentilisa
(
01/02/2006 08:11)
k'hita fa hoe tsy nahazo nefa tsara ilay toerana eny Tsimbazaza an! ilay eo anoloan'ny ankoay iny!
11. xxx
(
01/02/2006 15:29)
zay maharitra vadin Andriana, mitombona io e!zava dehibe ny patience na tsy fitiavana ihany aza fa fianarana sns fa aza atao kosa hoe finday lany fahana e!manjary tsssssssss
17. Veloo
(
05/02/2006 23:26)
hay ve e afahafa ko ilay anarana knou:oops::oops::oops: misaotra sw a:wink:
18. sasa
(
06/02/2006 04:15)
:-D:-D:-D izay tia Mahandry e! otran'ny hoe tsara aloha le fitenenana e!
