Ohabolana vaovao
21. mamzelkely
(
07/02/2006 06:28)
mbola misy ts kopy an'io fiteny io ky ry sasa aaa:wink::-D:-D:-D de miaraka am le vonikazo mavomavo be iny :-D:-D
25. sasa
(
08/02/2006 03:52)
Mamzelkely i Veloo sy sonwin akia tsy kopy an'io an! le télé an-dry zareo tsinona tsy mahazo kou hi hihihih i :-D:-D:-D
Izay tia mahandry e:lol:
Izay tia mahandry e:lol:
32. sasa
(
10/02/2006 05:09)
Veloo pub an'ahy resaka Sida io aty Dago, d ao tsimbazaza le sipa sy le bandy manao an'azy, d saika hanoroka an'le sipa le bandy, d ozy le sipa hoe " Mbola tsy izao kosa aloha" d niteny le bandy avy eo hoe" Izay tia mahandry" d azondry sary antsaina amzay hoe mahandry an'le ann e.........
34. Veloo
(
10/02/2006 20:55)
sasa ooooooooo ie :-D:-D:-D:-D kay pub any aminareo ilay izy knou :-D:-D:°):°)
