Mandeha be mihitsy ny resaka hoe tsy ho resy hono ny Côte d'Ivoire @ lalao fifanintsanana Mondial 2010 sy can 2010. Ity nefa fika tsotra, disposition an'ny joueurs, izay assuréko fa hahitana fandresena.
Goalkeeper:
----BOTA----PATRICK------
SEDERA----TOJO----MAMY------BAPASY---MARCO
---ERIC rabesandratana---
DE l'OR----- Johann PAUL------Guy BELOU
-----RIJA(CARLOS)-------BOLIDA----Doula-----
-------Eric Faneva----IMMA---VOAVY---Claudio-----
Arak'io sarisary io: 4 ny mpampidi-baolina,
Eric Faneva, Faneva Imma, Voavy Paulin, Claudio Ramiadamanana.
6 no irakiraka sy mipasy baolina any @ avant. Del'or, Johann paul, Guy beloha, rija, lalaina ary doula
6 ihany koa ny défense, ho sarotra amin-dry Drogba ny hanavatsava ao.
Farany, 2 ny mpiandry tsato-kazo, izay tsy hitan'i Bota azon'i Patrick. Ahoana, iza amin'izay no mbola mieritreritra hoe tsy ho azo resena ny Côte d'Ivoire?