Fomba tsotra sy mahomby handresen'ny Barea an'i Drogba

1. DotMG ( 28/11/2007 10:15)
Mandeha be mihitsy ny resaka hoe tsy ho resy hono ny Côte d'Ivoire @ lalao fifanintsanana Mondial 2010 sy can 2010. Ity nefa fika tsotra, disposition an'ny joueurs, izay assuréko fa hahitana fandresena.


Goalkeeper:
----BOTA----PATRICK------

SEDERA----TOJO----MAMY------BAPASY---MARCO

---ERIC rabesandratana---

DE l'OR----- Johann PAUL------Guy BELOU

-----RIJA(CARLOS)-------BOLIDA----Doula-----

-------Eric Faneva----IMMA---VOAVY---Claudio-----

Arak'io sarisary io: 4 ny mpampidi-baolina,
Eric Faneva, Faneva Imma, Voavy Paulin, Claudio Ramiadamanana.
6 no irakiraka sy mipasy baolina any @ avant. Del'or, Johann paul, Guy beloha, rija, lalaina ary doula
6 ihany koa ny défense, ho sarotra amin-dry Drogba ny hanavatsava ao.
Farany, 2 ny mpiandry tsato-kazo, izay tsy hitan'i Bota azon'i Patrick. Ahoana, iza amin'izay no mbola mieritreritra hoe tsy ho azo resena ny Côte d'Ivoire?
novalian'i DotMG ny 29/11/2007 05:40
2. caprio ( 28/11/2007 11:20)
Ny cote d'Ivoire koa dia mieritseritra tahaka anao zao we azo resena tsara ny Barea,de ampetrako aminao koa we iza @izay no mbola mieritseritra we tsy azo resena ny barea
3. rabekoto ( 28/11/2007 13:37)
Mba serieux fa tsy kilalao daholo ny zava drehetra.


caprio:

Ny cote d'Ivoire koa dia mieritseritra tahaka anao zao we azo resena tsara ny Barea,de ampetrako aminao koa we iza @izay no mbola mieritseritra we tsy azo resena ny barea



4. DotMG ( 29/11/2007 05:40)
caprio> Ie, tena mieritreritra ry CIV hoe azo resena ny Baréa, fa io configuration io zavatra tsy hampioziny ange e! Izay tampoka izay no hahafahana mandresy azy. Tsy manampo an'izany hoe 5-1-3-3-4 izany izy fa mety maminavina 4-4-2 na 5-4-1...

rabekoto> Tsy sérieux daholo kounnnkou ny zava-drehetra. Aty amin'ny lohahevitra Hatsikana sy lalao isika izao fa tsy any amin'ny Fanatanjahantena
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4856